Skip to content

أيوب نبي الله

الإسم

Ayòb Mpaminanin’Allah

اسم الشهرة

AYÒB (A.S)

نبذة مختصرة

AYÒB - A.S -, ilay mpaminany nanam-paharetana, iray amin'ireo mpaminany talohan'i Mosesy, Nipetraka tao amin’ny tanin’i Òs tany atsinanan’i Palestina izy, na tao Haoran, araka ny filazan’ny mpahay tantara Arabo, dia avy amin’ny zanak’i Ibrahim Al-Khalil izy, Teo anelanelan’izy ireo dia nisy raim-pianakaviana dimy, Allah nitsapa azy tamin’ny famoizana ny zanany sy ny vola ary ny aretina tao amin’ny vatany nandritra ny valo ambin’ny folo taona, ka dia niharitra izy mandra-pahatongany ho ohatra momba ny faharetana ary mandra-panalan’Allah ny loza taminy.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الأعلام للزركلي (2/ 36).