I Mpaminany (S.A.W) rehefa mievina dia mametraka ny tànany - na lamba - eo amin'ny vavany - na mampihena - ny feony.
Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny :
I Mpaminany (S.A.W) rehefa mievina dia mametraka ny tànany - na lamba - eo amin'ny vavany - na mampihena - ny feony.
كان رسولُ الله صلى الله عليه وسلم إذا عَطَس وضَعَ يَدَه -أو ثوبَهُ- على فيهِ، وخَفَضَ -أو غضَّ- بها صوتَهُ.
I Mpaminany (S.A.W) rehefa mievina dia : Voalohany : Mametraka ny tànany eo amin'ny vavany; mba tsy hivoahan'ny zavatra eo amin'ny vavany sy ny orony ka mety hanelingelina ny olona eo akaikiny. Faharoa : Mampihena ny feony fa tsy mampiakatra azy.
Fanazavana ny fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa mievona ary ny fanarahana azy amin'izany.
Tsaratsara raha mampiasa lamba na mosoara na izay mitovitovy aminy eo amin'ny vava sy ny orona rehefa mievona mba tsy hivoahan'ny zavatra manelingelina ny olona mipetraka eo akaikiny.
Fampienana ny feo rehefa mievona dia takina, satria izany no fahalalam-pomba feno ary isan'ny hatsaram-panahy ihany koa.
Sonan Abo Daòd (7/ 375) (5029).
Sonan At-Tirmizì (4/ 461) (2745).
Mosnad Ahmad (15/ 412) 9662).
Ny Fanampiny (9)
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (4/ 440).
تطريز رياض الصالحين.
لفيصل آل مبارك (ص528).
بهجة الناظرين.
لسليم الهلالي (2/ 149).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (1/ 678).
كنوز رياض الصالحين لمجموعة من الباحثين (11/ 432).