Aza manao ratsy ary aza mamaly ny ratsy.
Tatitra azo avy tamin'i Abo Sa'iidi, San'd ibno Maaliki ibno Sinaan Al-khodrii (R.A), fa ny Irakan'i Tompo Allah (S.A.W) dia nilaza hoe :
Aza manao ratsy ary aza mamaly ny ratsy.
«لَا ضَرَرَ وَلَا ضِرَارَ».
Manazava i Mpaminany (S.W.A) fa tena ilaina tokoa ny misoroka ireo loza rehetra n'a avy amin'ny tena na avy amin'ny hafa, ary tsy azo atao ny manisy ratsy ny tenany na ny hafa. Tsy azo atao ny mamaly ny ratsy amin'ny ratsy hafa ihany koa. Satria ny ratsy dia tsy afaka amin'ny ratsy iray, raha tsy amin’ny alalan’ny valifaty izay tsy hatao amin'ny endrika mihoam-pefy na amin'ny fandikan-dalàna.
Fandrarana ny fanomezana famaliana mihoatra ny mitovy aminy.
Tompo Allah dia tsy nandidy ny mpanompony hanao izay mety hanimba azy ireo.
Ny Hadith dia fitsipika momba ny fandrarana ny loza, na amin'ny teny, na amin'ny asa, na amin'ny famelana sy fandaozana.
Iray amin'ireo fitsipiky ny lalàna Sharia ny hoe : “Esorina ny loza” sy izay rehetra nahitana vokadratsy satria ny lalàna Sharia amin'ny finoana Islam dia tsy mankasitraka ny fisian'ny loza sy ny zava-dratsy, fa mandà mandrakariva ny fampidiran-doza.
Sonan Ad-Dàrakotnì (4/ 51) (3079).
Ny Fanampiny (5)
التحفة الربانية في شرح الأربعين حديثًا النووية (ص74).
شرح الأربعين النووية.
لابن عثيمين (ص325).
فتح القوي المتين في شرح الأربعين وتتمة الخمسين.
للعباد (ص112).
Cited in books
10 BooksNy Fanampiny (10)
- التسليم للنص الشرعي والمعارضات الفكرية المعاصرة04 التسليم للنص الشرعي - الفصل الثالث حتى القصل الرابع"لا ضرر ولا ضرار"
- التسليم للنص الشرعي والمعارضات الفكرية المعاصرة04 التسليم للنص الشرعي - الفصل الثالث حتى القصل الرابع"لا ضرر ولا ضرار"،
- التسليم للنص الشرعي والمعارضات الفكرية المعاصرة05 التسليم للنص الشرعي - الفصل الرابع من أوله حتى المبحث الثالث منه"لا ضرر ولا ضرار."،
- الحديث زاد 4الحديث 4أَنَّ رسولَ الله ﷺ قَضَى أَنْ لا ضَرَرَ وَلا ضِرارَ.
- الصيام ومجموعة أسئلة في أحكامه«لَا ضَرَرَ وَلَا ضِرَارَ»[54]،
- رسالة موجزة عن الإسلام كما جاء في القرآن الكريم والسنة النبوية (مشتملة على الأدلة)رِسَالَةٌُ مُوجَزَةٌُ عَنِ الْإِسْلَامِ كَمَا جَاءَ فِي الْقُرْآنِ الْكَرِيمِ وَالسَّنَةِ النَّبَوِيَّة-مشتملة على الأدلة -للحرمين-«أَنَّ رَسُولَ اللَّهِ ﷺ قَضَى أَنْ لَا ضَرَرَ وَلَا ضِرَارَ» [75].
- سؤال وجواب حول الإسلام«لَا ضَرَرَ وَلَا ضِرَار»
- شرح الأربعين النووية«لَا ضَرَرَ وَلَا ضِرَارَ».
- فصول في الصيام والتراويح والزكاة"لا ضَرَرَ ولا ضرار"
- مشروع منهاج زادكزادك 3 طالب نهائي«لَا ضَرَرَ وَلَا ضِرَارَ»