Skip to content

بريدة بن الحصيب بن عبد الله بن الحارث

الإسم

Boraydah bin Al-Hosayb bin Abdollah bin Al-Hàrith

اسم الشهرة

Boraydah bin Al-Hosayb Al-Aslami - ho faly aminy anie Allah -

نبذة مختصرة

Boraydah bin Al-Hosayb bin Abdollah Al-Aslami, Sahàbat lehibe, Niteny i Ibn Al-Sakan manao hoe : Niditra ho silamo izy rehefa nandalo teo aminy ny Mpaminany (S.A.W) rehefa nifindra monina tany Al-Ghamìm, ary izy nijanona teo amin'ny toerany mandra-pahalasan'ny ady masina Badr sy Ohod, dia tonga izy taorian'izany, ary nisy nilaza hoe : Niova ho silamo izy taorian'ny nandaozan'ny Mpaminany - S.A.W - ny Badr, ary nonina tany Basra rehefa azo ilay tanàna, ary maty izy tamin’ny taona 63.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
سير أعلام النبلاء ( 418/1)