Skip to content

البراء بن مالك بن النضر بن ضمضم

الإسم

Al-Barà' bin Màlik bin Al-Nadr bin Damdam

اسم الشهرة

Al-Barà' bin Màlik - Fifalian'Allah anie ho aminy (R.A) -

نبذة مختصرة

Al-Barà' bin Màlik bin Al-Nadr bin Dammam, Sahàbat lehibe, iray amin'ireo olo-malaza, ary iray amin'ireo mahery fo matanjaka, nahafaty fahavalo miisa zato tamin'ireo mpanompo sampy izy tamin'ny ady mivantana nataony sy nandraisany anjara, Nanosika ireo mpanompo sampy tamin'ny ady masina Al-Yamamah mandram-pahatongan'izy ireo tany amin’ny zaridaina, ary tao no nisy ilay fahavalon’Allah, Mosaylamah, dia niteny i Al-Barà' manao hoe : “Ry mpino silamo, atsipio aho hanohitra azy ireo, ary niakatra izy mandra-pahitany ny tamboho, dia niditra an-keriny izy ary niady tamin’izy ireo tao amin’ny zaridaina, mandra-panokafany izany ho an’ny silamo, ary niditra teo amin’izy ireo ny mpino silamo, ka novonoin’Allah i Mosaylamah, maty tamin’ny taona 20 i Al-Barà'.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
معرفة الصحابة (1/380) الاستيعاب (1/109) أسد الغابة (1/363) الإصابة في تمييز الصحابة (1/412) الأعلام للزركلي (2/ 47)