Skip to content

البراء بن عازب بن الحارث الخزرجي

الإسم

Al-Barà' bin A'zib bin Al-Hàrith Al-Khazrajì

اسم الشهرة

Al-Barà' bin A'zib - Fifalian'Allah anie ho aminy -

نبذة مختصرة

Izy no Abo A'marat, ary nisy nilaza hoe : Abo Amro, ary nisy nilaza : Abo Tofayl, Al-Barà' bin A'zib bin Al-Hàrith Al-Khazrajì, mpiaradia lehibe izy, izay nilaza momba ny tenany hoe : Nahita ahy sy Ibn Omar ho zazakely i Mpaminany (S.A.W) tamin'ny andron'ny ady masina Badr, ka nampiverina anay izy, ka tsy nanatrika izany izahay, ary voalaza fa nanatrika ady masina efatra ambin'ny folo niaraka tamin'ny irak'Allah (S.A.W) izy, misy ny milaza fa dimy ambin'ny folo, ary nitatitra hadith maromaro avy tamin'ny Mpaminany sy ny rainy ary i Abo Bakr sy Omar sy ireo Sahàba lehibe hafa. Izy dia maty tamin’ny taona 71.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات الكبرى (4/269) الطبقات لخليفة بن الخياط (ص 147) معجم الصحابة (1/86) تاريخ بغداد (1/528) سير أعلام النبلاء (3/195) الإصابة في تمييز الصحابة (1/411) الأعلام للزركلي(2/46)