Skip to content

المقداد بن عمرو

الإسم

Al-Miqdàd bin A'mro

اسم الشهرة

Al-Miqdàd bin Al-Aswad - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Al-Miqdàd bin Al-Aswad Al-Kindi, izy dia Al-Miqdàd bin A'mro bin Tha'labah bin Màlik bin Rabi'ah bin À'mir bin Mat-ròd Al-Bahràni, ary voalaza fa Al-Hadrami, izy dia tao amin'ny Hijr Ibn Al-Aswad bin Abd Yaghòth, ary nantsoina tamin'izany, mpiara-dia lehibe, efa ela no niditra Islam, ary nanambady an'i Daba'ah binti Al-Zobayr bin Abd Al-Mottalib, zanaka vavin'ny dadatoan'ny Mpaminany (S.A.W), ary nanao fifindra-monina roa, nanatri-maso ny ady masina Badr sy ny zava-niseho taorian’izany, ary mpitaingin-tsoavaly tamin’ny adin'ny Badr, maty tamin'ny taona 33.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات الكبرى (3/119) معجم الصحابة للبغوي (5/292) مشاهير علماء الأمصار ( ص 46 ) الأعلام للزركلي (7/282)