Skip to content

المغيرة بن شعبة بن أبي عامر بن مسعود

الإسم

Al-Moghìra bin Sho'bah bin Abi A'mir bin Mas'od

اسم الشهرة

Al-Moghirah bin Sho'bah - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Al-Moghìrah bin Sho'bah bin Abi A'mir Al-Thaqafi, mpiara-dia lehibe, iray amin'ireo mpiara-dia manamboninahitra, tompon'ny herim-po sy tetika, niditra Islam tamin'ny ady masina Al-Khandaq ary nanatri-maso ny zava-niseho taorian'izany niaraka tamin'ny irak'Allah (S.A.W) ary nanatri-maso ny fanekena ny tsy fivadihana antsoina hoe Al-Ridwàn, izy dia nantsoina hoe Moghìrah Al-Ra'i, ary malina, maty izy tamin'ny fitondran'i Moà'wiyah.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات الكبرى (6/97) أسد الغابة (5/238) تهذيب الأسماء واللغات (2/109) تاريخ الإسلام (2/439) الأعلام للزركلي (7/277)