Skip to content

أبو برزة نَضْلة بن عبيد بن الحارث الأسلمي

الإسم

Abo Barza Nadhla bin O'baid bin Al-Hàrith Al-Aslami

اسم الشهرة

Abou Barza Al-Aslami - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Abo Barzah Al-Aslami, tsy mitovy hevitra momba ny anarany, ka voalaza hoe : Nadlah ibn O'baid, izay marina kokoa, ary voalaza hoe : Nadlah bin A'mro, izy dia mpiara-dia lehibe, niditra ny finoana Islam talohan’ny fandresena lehibe tao Lameka, ary nanatrika ady masina miisa fito, Maty tamin’ny taona 65 izy.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الاستيعاب (4/1495)، رجال صحيح مسلم (2/295)، أسد الغابة (5/305)، تاريخ إربل (2/105).