Skip to content

النعمان بن بشير بن سعد الأنصاري

الإسم

Al-No'màn bin Bashìr bin Sa'd Al-Ansàri

اسم الشهرة

Al-No'màn bin Bashìr - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Al-No'màn bin Bashìr bin Sa'd bin Tha'labah Al-Ansàri Al-Khazraji, mpanaradia lehibe, dia teraka valo taona talohan'ny nahafatesan'ny Mpaminany - S.A.W - izy dia malala-tànana sy Poeta, ary iray amin'ireo andrianan'i Moà'wiyah, satria notendrena ho any Kòfà nandritra ny fotoana iray, avy eo dia voatendry ho governoran'i Damas taorian'i Fadala, ary izy no nitana ny maha governoran'i Homs, novonoin'i Khalid bin Khali taorian'ny ady tao Marj Ràhit tamin'ny faran'ny taona efatra amby enimpolo, rehefa niantso ny vahoakan'ny Homs amin'ny fanekena an'i Ibn al-Zobayr.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الاستيعاب (4/1496) تاريخ دمشق (62/111) الوافي بالوفيات (27/86) الأعلام للزركلي (8/36)