Skip to content

أبو العاص بن الربيع بن عبد شمس بن عبد مناف

الإسم

Abo Al-À's bin Al-Rabi' bin Abd Shams bin Abd Manàf

اسم الشهرة

Abo Al-À's bin Al-Rabi'

نبذة مختصرة

Abo Al-À's bin Al-Rabi' bin Abd Shams bin Abd Manàf bin Kosayy bin Kilàb Al-Korashi Al-A'bshami, vinantolahin'ny Mpaminany - S.A.W - vadin'i Zainab zanany vavy, ary izy no rain'i Omamah, izay nentin'ny Mpaminany - S.A.W - ao amin'ny vavaka ataony, ary ny anarany : Lakìt ary voalaza fa ankoatr'izay, ny reniny dia Hàla bint Khowaylid rahavavin'i Khadija. Nidera azy i Mpaminany (S.A.W) tamin'ny zava-tsoa nataony tamin'ny fanambadiany, ka hoy izy : (Niresaka tamiko izy ary nilaza tamiko ny marina, ary nampanantena ahy izy ary notanterahiny) Niditra Islam izy talohan’ny fandresena, ary maty tamin’ny taona 12.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
تاريخ دمشق (67/3)، تاريخ الإسلام (2/47)، الإصابة في تمييز الصحابة (7/206)، الأعلام للزركلي(5/176).