Skip to content

أبو الدرداء عويمر بن مالك الأنصاري

الإسم

Abo Dardà O'waimir bin Màlik Al-Ansàri

اسم الشهرة

Abo Dardà O'waimir - Fifalian'Allah anie ho azy

نبذة مختصرة

Abo Al-Dardà O'waimir bin Zaid bin Kais, ary voalaza hoe : O'waimir bin À'mir, ary voalaza hoe : Ibn Abdillah, ary voalaza koa hoe : Ibn Tha'labah bin Abdillah, Al-Ansàri Al-Khazraji, imam fakan-tahaka, mpanaradia lehibe, ilay olon-kendry amin’ity vahoaka ity, ilay mpitsaran’i Damas, ary ilay lehiben’ireo mpamaky Kor'any tao Damas, voaisa ireo namakian'ny Mpaminany - S.A.W - ary tsy mbola nandre izahay raha namaky tamin'ny olon-kafa, ary isan’ireo nanangona ny Kor'any nandritra ny andron’ny irak’Allah – S.A.W - Maty tamin'ny taona faha-32 tamin'ny andron'i Othman izy, ary voalaza fa mifanohitra amin'izany.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
طبقات الفقهاء (ص 47)، معرفة أسامي أرداف النبي لابن منده (ص 79)، الإصابة (7/ 565 ط. هجر)، الأعلام للزركلي (5/98).