Skip to content

الأشعث بن قيس بن معدي كرب الكندي

الإسم

Al-Ash'ath bin kais bin Ma'di Karb Al-Kindi

اسم الشهرة

Al-Ash'ath bin kays - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Al-Ash'ath bin Kais bin Ma'dì Karb bin Moa'wiyah Al-Kindi, mpanaradia izay niditra Islam tamin'ny taonan'ny delegasiona, izy dia iray tamin'ireo mpanjakan'i Kindah hatramin'ny fidirany tamin'ny finoana Islam, ary ny anarany dia : Ma'dì Karb, Saro-takarina foana izy, ka izay no nanomezana azy ny anaram-bositra teo aminy. Nodimandry izy tamin'ny taona efapolo tao Kòfà, ary i Al-Hasan bin Ali - R.A - no nivavaka ho azy.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
التاريخ الكبير (1/434) معجم الصحابة (1/192) الاستيعاب في معرفة الأصحاب (1/133) الأعلام للزركلي (1/332).