Skip to content

أسيد بن الحُضير بن سماك بن عتيك الأنصاري

الإسم

Osayd bin Al-Hodayr bin Sammàk bin Atìk Al-Ansàri

اسم الشهرة

Osayd bin Al-Hodayr - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Osayd bin Al-Hodayr bin Sammàk bin A'tik bin Nàfi' bin Imri Al-kais bin Zaid bin Abd Al-Ashhal Abo Yahya - ary voalaza hoe : Abo A'tik - Al-Ansari Al-Awsi Al-Ashhali, mpanaradia lehibe, iray amin'ireo lehibe roa ambin'ny folo tamin'ny alin'i Akabat, efa ela no niditra Islam izy, ary noheverina ho anisan'ireo olon-kendrin'ny olo-manan-kaja sy manam-pahaizana, ary isan'ireo tsara feo tamin'ny famakina kor'any. Tamin'ny fahafatesany dia nentin'i Omar teo anelanelan'ny andry roa amin'ny fandriana izy mandra-pametrahany azy tao Al-Baqi', avy eo dia nivavaka ho azy izy tamin'ny taona 20.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات الكبرى (3/453)، تاريخ دمشق (9/73)، سير أعلام النبلاء (2/115)، الإصابة في تمييز الصحابة (1/234)، الأعلام للزركلي (1/330).