حكيم بن حزام بن خويلد
الإسم
Hakìm bin Hizàm bin Khowailid
اسم الشهرة
Hakìm bin Hizàm - ho faly aminy anie Allah -
نبذة مختصرة
Hakìm bin Hizàm bin Khowaylid bin Asad bin Abd al-Ozza bin kosay al-Asadi, Sahabat lehibe, dia iray amin'ireo mpitarika ny koraisita, ary namana akaikin'ny Mpaminany (S.A.W) talohan'ny faminaniana, ary nitia sy nankatia azy taorian’ny faminaniana, saingy nanemotra ny fidirany amin'ny finoana Islam izy mandram-pahatongany fandresena lehibe tamin'ny fahazoana tanànan'ny Lameka, nanontany an'ny Mpaminany (S.A.W) izy manao hoe : Ny zavatra nataoko tamin'ny andro talohan'ny finoana Islam, dia hahazoako valisoa? Namaly i Mpaminany (S.A.W) hoe : “Milamina avokoa ny zava-bitanao tsara teo alohanao.” Maty tamin’ny taona 54 izy.