Skip to content

حفصة بنت عمر بن الخطاب

الإسم

Hafsa binti Omar bin Al-Khattàb

اسم الشهرة

Hafsa binti Omar bin Al-Khattàb - ho faly aminy anie Allah -

نبذة مختصرة

Ny Renin'ny mpino, Hafsa, zanakavavin'i Omar ibn al-Khattàb, lehiben'ny mpino silamo. Talohan'ny nanambadian'ny Mpaminany (S.A.W) azy, dia nanambady an'i Khonais ibn Hodhàfah izy, niteny i Abo Omar hoe : Nisaraka taminy indray mandeha i Mpaminany (S.A.W) avy eo dia namerina azy indray, satria hoy i Jibril taminy : Avereno i Hafsa, fa olona mifady hanina sy tsy mitsahatra mivavaka amin'ny alina izy, ary ho vadinao ao amin’ny Paradisa". Nomeny an'i Abdollah anadahiny izay rehetra nolovainy tamin'i Omar, tamin'ny alàlan'ny Sadakat lehibe. Ary maty tamin'ny taona 45 izy.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات الكبرى (8/ 65) معرفة الصحابة (ص : 947 ) الهداية والإرشاد في معرفة أهل الثقة والسداد (2/ 839) الإصابة في تمييز الصحابة (8/85) نساء النبي صلى الله عليه وآله وسلم (ص: 69)الأعلام للزركلي (2/264)