"Ny soalat ato amin'ity moske-ko ity dia tsara noho ny soalat arivo atao any amin'ny moske hafa, afa-tsy ny Moske Masina Al-Haram."
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Ny soalat ato amin'ity moske-ko ity dia tsara noho ny soalat arivo atao any amin'ny moske hafa, afa-tsy ny Moske Masina Al-Haram."
«صَلَاةٌ فِي مَسْجِدِي هَذَا خَيْرٌ مِنْ أَلْفِ صَلَاةٍ فِيمَا سِوَاهُ إِلَّا الْمَسْجِدَ الْحَرَامَ».
Nohazavain'ny Mpaminany (S.A.W) ny hasarobidin'ny soalat ao amin'ny moske-ny, ary tsara kokoa ny valisoa aminy noho ny swalat arivo any amin'ny moske hafa rehetra eto ambonin'ny tany, afa-tsy ny Moske Masina ao Lameka, izay tsara kokoa noho ny soalat ao amin'ny moske-ny (S.A.W).
...:
Mitombo avo heny ny valisoa amin'ny fanaovana soalat ao amin'ny Moske Al-haram sy ny Moske-n'ny Mpaminany.
Ny soalat ao amin'ny Moske Al-Haram dia tsara noho ny iray hetsy soalat any amin'ny moske hafa ankoatrany.
Sahìh Al-Bokhari (2/ 60) (1190).
Sahìh Moslim (2/ 1012) (1394).
Ny Fanampiny (2)
فتح الباري (3/67).
البحر المحيط الثجاج في شرح صحيح الإمام مسلم بن الحجاج (24/ 684).
Cited in books
4 BooksNy Fanampiny (3)
- التحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة على ضوء الكتاب والسنةالتحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة - النسخة المعتمدة«صَلَاةٌ فِي مَسْجِدِي هَذَا خَيْرٌ مِنْ أَلْفِ صَلَاةٍ فِيمَا سِوَاهُ إِلَّا المَسْجِدَ الحَرَامَ» [109].
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“صلاة في مسجدي هذا خير من ألف صلاة فيما سواه إلا المسجد الحرام”.
- نصوص مختارة للرمضانصَلَاةٌ فِي مَسْجِدِي هَذَا خَيْرٌ مِنْ أَلْفِ صَلَاةٍ فِيمَا سِوَاهُ إِلَّا الْمَسْجِدَ الْحَرَامَ