"Matahora an'i Tompo Allah na aiza na aiza ny toerana misy anao, ary ampanaraho asa tsara ny asa ratsy mba hamafa izany, ary miaraha miaina amin' olona amin'ny toetra mendrika".
Niteny Abo Zarr, Jondobo ibn Jonàdah, sy Abo 'Abdir-rahmàni, Mo'àz ibn Jabal (RA), fa ny Irakan'i Tompo Allah (S.W.A) dia Nilaza ka nanao hoe :
"Matahora an'i Tompo Allah na aiza na aiza ny toerana misy anao, ary ampanaraho asa tsara ny asa ratsy mba hamafa izany, ary miaraha miaina amin' olona amin'ny toetra mendrika".
«اتَّقِ اللَّهَ حَيْثُمَا كُنْت، وَأَتْبِعْ السَّيِّئَةَ الْحَسَنَةَ تَمْحُهَا، وَخَالِقْ النَّاسَ بِخُلُقٍ حَسَنٍ».
Nandidy zavatra telo i Mpaminany (S.W.A) : Voalohany dia : Ny fatahorana an'i Tompo Allah, izay tratrarina amin'ny alàlan'ny fanaovana ireo zavatra voadidy fa tsy maintsy atao sy ny fialana tanteraka amin'ireo zavatra rehetra voarara, na aiza na aiza, na amin'ny fotoana inona na amin'ny toe-javatra inona, na miafina na mibaribary ampahibemaso, na amin'ny fotoam-piadanana na amin'ny fahasahiranana, sy ny sisa. Faha-roa : Izany hoe raha manao fahotana ianao dia manaova asa soa avy hatrany aorian'izany, toy ny fanaovana ny vavaka soalat, fiantrana, hatsaram-panahy, fanohizana ny fifamatorana ara-pianakaviana, fibebahana, sy ny sisa, Satria izany no fomba mahomby etina hamafa ny fahotana sy ny fahadisoana. Faha-telo : Miarà-miasa ny amin' Olona amin'ny fomba sy toetra tsara feno hatsarana, toy ny mitsikitsiky Aminy, maneho ny hatsaram-panahy sy fahalemem-panahy, manao asa soa ary miala amin'ny fanaovana ny ratsy.
Ny fahasoavan'i Tompo Allah ilay avo Tsitoha amin'ny mpanompony dia ao amin'ny famindram-pony, ny famelan-keloka ary ny famelana ny fahadisoana avy Aminy ihany koa.
Nahitana ireo zo faha-telo feno tao amin'ny Hadithe : ka ny Zon'I Tompo Allah dia ny amin'ny alàlan'ny fatahorana Azy, ary ny Zon'ny tena na ny vatana dia ny hanao asa tsara aorian'ny asa ratsy, ary ny Zon'ny Olona hoentina amin'ny fitondran-tena tsara.
Ny famporisihana hanao ny asa tsara aorian'ny asa ratsy, ary ny toetra tsara dia iray amin'ireo toetran'ny fatahorana an'i Tompo Allah, ary voalaza mitokana izany noho ny filàna fanazavana azy.
Sonan At-Tirmizì (3/ 526) (1987).
Ny Fanampiny (7)
Al-arba'ouna An-nawawiyyah (ص100) (ح18).
التحفة الربانية في شرح الأربعين حديثًا النووية.
لإسماعيل الأنصاري (ص40).
شرح الأربعين النووية.
لابن عثيمين (ص195).
فتح القوي المتين في شرح الأربعين وتتمة الخمسين.
لعبد المحسن البدر (ص67).
Cited in books
15 BooksNy Fanampiny (15)
- العلم الواجب بدون فقه وبدون زيادات1عَنْ أَبِي ذَرٍّ جُنْدُبُ بْنِ جُنَادَةَ، وَأَبِي عَبْدِ الرَّحْمَنِ مُعَاذِ بْنِ جَبَلٍ -رَّضِي اللَّهُ عَنْهُمَا-، عَن الرَّسُولِ -صَلَّى اللَّهُ عَلَيْه وَسَلَّمَ- قَالَ: (اتَّقِ اللهَ حَيْثُمَا كُنْتَ، وَأَتْبِعِ السَّيِّئَةَ الْحَسَنَة
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 1 «اتَّقِ اللهَ حَيْثُمَا كُنْتَ، وَأتْبعِ السَّيئَةَ الْحَسَنَةَ تَمْحُهَا، وَخَالِقِ النَّاسَ بخُلُقٍ حَسَنٍ».
- شرح الأربعين النووية«اتَّقِ اللَّهَ حَيْثُمَا كُنْت، وَأَتْبِعِ السَّيِّئَةَ الْحَسَنَةَ تَمْحُهَا، وَخَالِقِ النَّاسَ بِخُلُقٍ حَسَنٍ».
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (2)1«اتَّقِ الله حَيْثُمَا كُنْتَ، وأتبِعْ السيئةَ الحسنةَ تمحُها، وخالِقِ الناسَ بخُلُقٍ حَسَنٍ».
- مجموعة زاد الحديث(3)1«اتَّقِ الله حَيْثُمَا كُنْتَ، وَأَتْبِعِ السَّيِّئَةَ الحَسَنَةَ تَمْحُهَا، وَخَالِق النَّاسَ بِخُلُقٍ حَسَنٍ»
- مجموعة زاد الحديث(3)1(وَخَالِق النَّاسَ بِخُلُقٍ حَسَنٍ)
- مجموعة زاد الحديث(3)1«وَخَالِقِ النَّاسَ بِخُلُقٍ حَسَنٍ»
- مشروع منهاج زادكزادك معلم 2«وَخَالِقِ النَّاسَ بِخُلُقٍ حَسَنٍ»
- مشروع منهاج زادكزادك 2 طالب نهائي«اتَّقِ اللهَ حَيْثُمَا كُنْتَ، وَأَتْبِعِ السَّيِّئَةَ الحَسَنَةَ تَمْحُهَا، وَخَالِقِ النَّاسَ بِخُلُقٍ حَسَنٍ»
- نبراس طالب (1)1«اتَّقِ اللهَ حَيْثُمَا كُنْتَ، وَأَتْبِعِ السَّيِّئَةَ الحَسَنَةَ تَمْحُهَا، وَخَالِقِ النَّاسَ بِخُلُقٍ حَسَنٍ»
- نبراس طالب (2)نبراس طالب (2) عَنْ معاذ بن جبل رضي الله عنه قَالَ: قَالَ لِي رَسُولُ اللهِ صلى الله عليه وسلم: «اتَّقِ اللهَ حَيْثُمَا كُنْتَ، وَأَتْبِعِ السَّيِّئَةَ الْحَسَنَةَ تَمْحُهَا، وَخَالِقِ النَّاسَ بِخُلُقٍ حَسَنٍ»
- نبراس طالب (4)1«وَخَالِقِ النَّاسَ بِخُلُقٍ حَسَنٍ»
- نبراس طالب (5)1«اتَّقِ اللهَ حَيْثُمَا كُنْتَ، وَأَتْبِعِ السَّيِّئَةَ الْحَسَنَةَ تَمْحُهَا، وَخَالِقِ النَّاسَ بِخُلُقٍ حَسَنٍ»
- وثيقة منهج نبراس لمدارس نهاية الأسبوع1"اتق الله حيثما كنت، واتبع السيئة الحسنة تمحها، وخالق الناس بخلق حسن"
- وثيقة منهج نبراس لمدارس نهاية الأسبوع1"اتق الله حيثما كنت، واتبع السيئة الحسنة تمحها، وخالق الناس بخلق حسن"