Tena marina fa i Tompo Allah dia niteny hoe: Izay mandray sakaizako (Olona Mpino matahotra an'i Tompo Allah) ho fahavalony, dia efa mampilaza ady Aminy Aho. Tsy misy zavatra ataon'ny mpanompoko anakaikezana Ahy tiako mihoatra ny fanaovany an'izay nandidiako Azy
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A) Niteny fa i Mpaminany (ٍS.W.A) manao hoe :
Tena marina fa i Tompo Allah dia niteny hoe: Izay mandray sakaizako (Olona Mpino matahotra an'i Tompo Allah) ho fahavalony, dia efa mampilaza ady Aminy Aho. Tsy misy zavatra ataon'ny mpanompoko anakaikezana Ahy tiako mihoatra ny fanaovany an'izay nandidiako Azy . Ary tsy mitsahatra manakaiky Ahy amin'ny alalan'ireo famenon'asa hatrany ny mpanompoko (aorian'ny fanatanterahany ireo zavatra nandidiako Azy) hany ka lasa tiako Izy. Ka rehefa mankatia Azy Aho, dia Izaho no hiahy ny sofiny izay andrenesany, ny masony izay ahitany, ny tanany izay anamborany, ary ny tongony izay andehanany. Raha mangataka Amiko Izy dia homeko, ary raha mangata-piarovana Amiko Izy dia harovako.
«إنَّ اللَّهَ تَعَالَى قَالَ: مَنْ عَادَى لِي وَلِيًّا فَقْد آذَنْتُهُ بِالحَرْبِ، وَمَا تَقَرَّبَ إلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبَّ إلَيَّ مِمَّا افْتَرَضْتُ عَلَيْهِ، وما يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إلَيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّى أُحِبَّهُ، فَإِذَا أَحْبَبْتُهُ كُنْتُ سَمْعَهُ الَّذِي يَسْمَعُ بِهِ، وَبَصَرَهُ الَّذِي يُبْصِرُ بِهِ، وَيَدَهُ الَّتِي يَبْطِشُ بِهَا، وَرِجْلَهُ الَّتِي يَمْشِي بِهَا، وَإِنْ سَأَلَنِي لَأُعْطِيَنَّهُ، وَلَئِنْ اسْتَعَاذَنِي لَأُعِيذَنَّهُ».
Nitatitra ny fanambarana i Mpaminany (S.A.W) ao amin'ny Hadith Masina fa hoy i Tompo Allah Ilay Avo Tsitoha hoe : Izay manisy ratsy, na mahatezitra, na mankahala ny iray amin'ireo namako, dia efa nolazaiko Taminy ny fandrafiana Ahy. Ny woali dia : Ny Mpino matahotra. Ny anjaran'ny mpanompo amin'ny fiahian'i Tompo Allah dia mifanaraka amin'ny havon'ny finoana sy ny fitiavam-bavaka izay ananany. Tsy misy zavatra mampanakaiky kokoa ny silamo amin'ny Tompony izay tian'Tompo Allah mihoatra noho ny fankatoavana tsy maintsy atao sy ny fialana amin'ny zavatra voarara. Ny silamo dia manohy manatona akaiky kokoa ny Tompony amin'ny alàlan'ny fanompoam-pivavahana an-tsitrapo miaraka amin'ireo asa tsy maintsy atao mandra-pahazoany ny fitiavan'i Tompo Allah. Rehefa tia Azy i Tompo Allah dia hitari-dalana Azy amin’ireto lafiny efatra ireto i Tompo Allah : Tarihiny ny fihenony, ka izay ankasitrahan’i Tompo Allah ihany no henony, Tarihiny ny amin'ny fijeriny, ka izay tian’i Tompo Allah sy ankasitrahany ihany no jereny. Arovany ny tanany, ka tsy manao na inona na inona amin’ny tanany Izy afa-tsy izay sitrakan’i Tompo Allah. Arovany ny tongony, ka izay ankasitrahan’i Tompo Allah ihany no alehany, ary ny soa ihany no tadiaviny. Eo anilan'izany koa, raha mangataka zavatra amin’i Tompo Allah Izy, dia homen’i Tompo Allah izay nangatahiny, ary hamaly ny antsony Izy, ary raha mitady fialofana amin’i Tompo Allah Izy, dia hiaro Azy amin’izay rehetra atahorany i Tompo Allah.
Ity Hadith notaterin'ny Mpaminany (S.A.W) ity dia avy amin'ny Tompony, izay antsoina hoe hadith Qodosÿ na hadith-n'Allah, izay samy avy amin'Allah daholo ny teny sy ny heviny, fa izy fotsiny tsy manana ireo zavatra mampiavaka ny Kor'any amin'ny hafa, toy ny fanompoam-pivavahana amin'ny àlan'ny famakiana azy, sy ny fahadiovana raha hamaky azy, ny fanamby ananany, ny fahagagana, sy ankoatra izany
Fandrarana ny fanaovan-dratsy amin'ireo sakaizan’Allah sy ny famporosina ho tia azy ireny, sy hanaiky ny fahamendrehana ananany.
Ny didy hifahavalona amin'ireo fahavalon’Allah sy fandrarana amin'ny fitiavana azy ireny.
Na iza na iza milaza ho sakaizan'Allah nefa tsy manaraka ny lalàny dia mandainga amin’ny filazany.
Ny maha sakaizan'Allah dia azo amin’ny fanatanterahana didy tsy maintsy atao sy ny fialana amin’ny zavatra voarara.
Anisan'ny porofo manambara ny fitiavan'Allah ny mpanompo iray ny famaliany ny antsony, amin'ny fanatanterahana ny vavaka fanampiny aorian'ny fanatanterahany ny fanompoana tsy maintsy atao sy ny famelany ireo zavatra voarara.
Porofo manondro ny voninahitry ny olo-masina sy ny toerana ambony misy azy ireo.
Sahìh Al-Bokhari (8/ 105) (6502).
Ny Fanampiny (14)
الإفصاح عن معاني الصحاح.
ليحيى بن هبيرة (7/ 302).
جامع العلوم والحكم في شرح خمسين حديثا من جوامع الكلم.
لابن رجب (2/ 330).
عمدة القاري شرح صحيح البخاري.
لمحمود بدر الدين العينى (23/ 88).
مرقاة المفاتيح شرح مشكاة المصابيح.
لعلي بن سلطان القاري (4/ 1544).
تاج العروس من جواهر القاموس.
للزبيدي (17/ 81).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (2/ 59).
مجموع فتاوى ومقالات متنوعة.
لابن باز(8/ 277).
Cited in books
29 BooksNy Fanampiny (29)
- أسماء الله وصفاته1«كنت سمعه الذي يسمع به، وبصره الذي يبصر به، ويده التي يبطش بها، ورجله التي يمشي بها».
- أسماء الله وصفاته1«من عادى لي وليًّا فقد آذنته بالحرب، وما تقرب إلي عبدي بشيءٍ أحب إلي مما افترضته عليه»،
- الخطب المنبرية موسوعة الخطب المنبرية (القسم الثاني)«مَنْ عَادَى لِي وَلِيًّا فَقَدْ آذَنْتُهُ بِالْحَرْبِ، وَمَا تَقَرَّبَ إِلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبَّ إِلَيَّ مِمَّا افْتَرَضْتُ عَلَيْهِ، وَمَا يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إِلَيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّى أُحِبَّهُ؛ فَإِذَا أَحْبَبْتُهُ كُ
- الخطب المنبريةموسوعة الخطب المنبرية (القسم الثالث)«وَمَا تَقَرَّبَ إِلَيَّ عَبدِي بِشَيءٍ أَحَبَّ إِلَيَّ مِمَّا افتَرَضتُ عَلَيهِ، وَمَا يَزَالُ عَبدِي يَتَقَرَّبُ إِلَيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّى أُحِبَّهُ، فَإِذَا أَحبَبتُهُ كُنتُ سَمعَهُ الَّذِي يَسمَعُ بِهِ، وَبَصَرَهُ الَّذِي يُبصِرُ بِ
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«وَمَا يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إِلَيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّى أُحِبَّهُ، فَإِذَا أَحْبَبْتُهُ؛ كُنْتُ سَمْعَهُ الَّذِي يَسْمَعُ بِهِ، وَبَصَرَهُ الَّذِي يُبْصِرُ بِهِ»
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدينوإذا أحب الله -عز وجل- عبدًا؛ كان «سَمْعَهُ الَّذِي يَسْمَعُ بِهِ، وَبَصَرَهُ الَّذِي يُبْصِرُ بِهِ، وَيَدَهُ الَّتِي يَبْطِشُ بِهَا، وَرِجْلَهُ الَّتِي يَمْشِي بِهَا»
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«وَمَا تَقَرَّبَ إِلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبَّ إِلَيَّ مِمَّا افْتَرَضْتُ عَلَيْهِ، وَمَا يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إِلَيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّى أُحِبَّهُ»
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«يقَوْلُ اللهُ -عز وجل- : مَنْ عَادَى لِي وَلِيًّا فَقَدْ آذَنْتُهُ بِالحَرْبِ، وَمَا تَقَرَّبَ إِلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبَّ إِلَيَّ مِمَّا افْتَرَضْتُ عَلَيْهِ، وَمَا يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إِلَيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّى أُحِبَّهُ
- خذ عقيدتك من الكتاب والسنة الصحيحة«قال تعالى: وَمَا تَقَرَّبَ إِلَيَّ عبدي بشيءٍ أحب إِلَيَّ مما افترضتُه عليه»
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 1 «إنَّ الله تعالىٰ قال: مَن عَادَىٰ لي وَليّاً فَقَدْ آذَنْتُهُ بالْحَرْب. وَما تَقرَبَ إلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبَّ إلَيَّ مِمَّا افْتَرَضْت عَلَيْهِ، وَمَا يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إلَيَّ بالنَّوَافِلِ حَتَّىٰ أُحِبَّه، فَإذَا أَحْبَ
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 2«إنَّ اللهَ تَعَالَىٰ قال: مَنْ عَادَىٰ لِي وَليَّاً فَقَدْ آذَنْتُهُ بِالْحَرْبِ، وَمَا تَقَرَّبَ إلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبَّ إلَيَّ مِمَّا افْتَرَضْتُ عَلَيْهِ، وَمَا يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إلَيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّىٰ أُحِبَّهُ
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 2«مَنْ عَادَىٰ لِي وَلِيًّا فَقَدْ أَذَنْتهُ بِالْحَرْبِ».
- شرح الأربعين النووية«مَنْ عَادَى لِي وَلِيًّا فَقْد آذَنْتُهُ بِالْحَرْبِ، وَمَا تَقَرَّبَ إلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبَّ إلَيَّ مِمَّا افْتَرَضْتُهُ عَلَيْهِ، وما يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إلَيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّى أُحِبَّهُ، فَإِذَا أَحْبَبْتُهُ كُنْتُ
- صلاتنا الخاشعة"وَمَا تَقَرَّبَ إِلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبَّ إِلَيَّ مِمَّا افْتَرَضْتُ عَلَيْهِ" ([10])
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الثالثة«مَنْ عَادَى لِي وَلِيًّا فَقَدْ آذَنْتُهُ بِالْحَرْبِ»،
- مجموعة زاد الفقه (2)الفقه للمستوى الثاني ( مجموعة زاد )«إن اﷲ تعالى قال: من عادى لي وليًّا فقد آذنته بالحرب، وما تقرَّب إليّ عبدي بشيء أحبَّ إلي مما افترضته عليه، وما يزال عبدي يتقرب إلي بالنوافل حتى أحبَّه...»
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (2)1«إِنَّ ﷲ قَالَ: مَنْ عَادَى لِي وَلِيًّا فَقَدْ آذَنْتُهُ بِالحَرْبِ، وَمَا تَقَرَّبَ إِلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبّ إِلَيَّ مِمَّا افْتَرَضتُهُ عَلَيْهِ، وَمَا يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إِلَيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّى أُحِبَّهُ... الحديث»
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (2)1«ولا يزالُ عبدي يتقرَّبُ إليَّ بالنَّوافلِ حتى أحبَّه».
- مجموعة زاد الحديث(2)1(مَنْ عَادَى لِي وَليًّا)
- مجموعة زاد الحديث(2)1(كُنْتُ سَمْعَهُ الَّذِي يَسْمَعُ بِهِ، وَبَصَرَهُ الَّذِي يُبْصِرُ بِهِ، وَيَدَهُ الَّتِي يَبْطِشُ بِهَا، وَرِجْلَهُ الَّتِي يَمْشِي بِهَا)
- مجموعة زاد الحديث(2)1(مَنْ عَادَى لِي وَلِيًّا فَقَدْ آذَنْتُهُ بِالحَرْبِ...)
- محاضرات تعظيم قدر الصلاةمحاضرات في تعظيم قدر الصلاة"وَمَا تَقَرَّبَ إِلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبَّ إِلَيَّ مِمَّا افْتَرَضْتُ عَلَيْهِ " [118]
- مختصر الجواب الصحيح لمن بدل الدين المسيحالجزء الثاني (مَنْ عَادَى لي وَلِيًّا فَقَدْ آذنْتُه بالحَرْبِ)([103])
- مختصر الجواب الصحيح لمن بدل الدين المسيح3(مَنْ عَادَى لِي وَلِيًّا فَقَدْ آذَنْتُهُ بِالحرْبِ، وَمَا تَقَرَّبَ إِليَّ عَبْدِي بِمِثْلِ أَدَاءِ مَا افْتَرَضْتُ عَلَيْهِ، وَلَا يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إِلَـيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّى أُحِبَّهُ، فَإِذَا أَحْبَبْتُهُ: كُنْتُ سَمْعَه
- مختصر الجواب الصحيح لمن بدل الدين المسيح3«مَنْ عَادَى لي وَلِيًّا فَقَدْ آذنْتُه باِلحَرْبِ»،
- مختصر الجواب الصحيح لمن بدل الدين المسيح3«فَإِذَا أَحْبَبْتُهُ: كُنْتُ سَمْعَهُ الَّذِي يَسْمَعُ بِهِ، وَبَصَـرَهُ الَّذِي يُبْصِـرُ بِهِ، وَيَدَهُ الَّتِي يَبْطِشُ بِهَا، وَرِجْلَهُ الَّتِي يَمْشِـي بِهَا]،
- مشروع منهاج زادكزادك 3 طالب نهائي«مَا تَقَرَّبَ إِلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبَّ إِلَيَّ مِمَّا افْتَرَضْتُ عَلَيْهِ»
- نبراس طالب (1)1«مَا تَقَرَّبَ إِلَيَّ عَبْدِي بِشَيْءٍ أَحَبَّ إِلَيَّ مِمَّا افْتَرَضْتُ عَلَيْهِ، وَمَا يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إِلَيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّى أُحِبَّهُ»
- نبراس طالب (3)نبراس طالب 3«إِنَّ اللهَ قَالَ: ... وَمَا يَزَالُ عَبْدِي يَتَقَرَّبُ إِلَيَّ بِالنَّوَافِلِ حَتَّى أُحِبَّهُ»