Skip to content

أم سلمة هند بنت أبي أمية المخزومية

الإسم

Omm Salamah Hind binti Abi Omayyah Al-Makhzòmiya

اسم الشهرة

Omm Salamah - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Renin'ny mpino, Omm Salamah Hind binti Abi Omayyah Hodhayfah ibn al-Moghirah ibn Abdillah al-Makhzòmiya dia nanambady azy tamin'ny Shawwàl tamin'ny taona fahefatra i Mpaminany - S.A.W -, ary voalaza fa talohan'izany, izy dia iray tamin'ireo mpifindra monina voalohany, ary noheverina ho anisan'ny mpahay lalàna ny mpanaradia vavy, ary iray amin'ireo vehivavy tsara tarehy indrindra, niaina teo amin'ny sivifolo taona, izy no renin'ny mpino maty farany, ary maty tamin’ny taona 59 na 64 izy, ary nisy nilaza fa tsy izany.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات الكبرى (8/69)، المنتظم في تاريخ الملوك والأمم (5/ 319)،تاريخ الإسلام (2/ 741)، البداية والنهاية (11/ 605)، الإعلام بفوائد عمدة الأحكام (2/ 55)، الأعلام للزركلي (8/97)، نساء النبي -صلى الله عليه وسلم- (ص: 83).