Skip to content

المسور بن مخرمة بن نوفل بن أهيب

الإسم

Al-Maswar bin Makhramah bin Naofal bin Ohayb

اسم الشهرة

Al-Miswar bin Makhramah - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Al-Miswar bin Makhramah bin Naofal bin Ohayb Al-Korashi Al-Zohri, mpiara-dia lehibe, izy dia mpanara-dia sy mpitatitra Hadith, ary anisan'ireo tanora toa an'i Al-No'màn bin Bashir sy Ibn Al-Zobayr, izy dia iray amin'reo izay nanaraka an’i Omar sy niaro azy, dia teraka tao Lameka roa taona taorian’ny Hijra, ary tao izy no maty tamin’ny volana Rabi’ Al-Akhir tamin’ny taona 64.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
أسد الغابة (5/170) سير أعلام النبلاء (3/390) الإصابة (6/93) الأعلام للزركلي (7/225).