Skip to content

الطفيل بن عمرو بن طريف بن العاص

الإسم

Al-Tofayl bin A'mro bin Tarìf bin Al-À's

اسم الشهرة

Al-Tofayl bin A'mro Al-Dawsi - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Al-Tofayl bin A'mro bin Tarìf bin Al-À's bin Tha'labah Al-Dawsi, mpanaradia lehibe, dia tonga tany amin'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : Ry irak'Allah ô, tsy nankatò vahoakan'i Dawsi, ka mivavaha amin'Allah ho azy ireo. Dia hoy i Mpaminany (S.A.W) : “Allah ô, tariho, ahitsio vahoakan'ny Daws.” Niditra Islam tao Lameka izy ary niverina tany amin’ny tanin’ny vahoakany avy eo, ary tonga nanatanteraka ny Omrat niaraka tamin’ny Mpaminany (S.A.W), ary nanatri-maso ny fandresena lehibe tamin'ny fahazoana tanànan'ny Lameka, ary maty izy tamin’ny taona 11.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات الكبرى (4/ 179) الاستيعاب في معرفة الأصحاب (2/ 757) الإصابة في تمييز الصحابة (3/ 422) الأعلام للزركلي (3/227)