Skip to content

الصعب بن جثامة بن قيس الليثي

الإسم

Al-Saa'b bin Jothàma bin Kays Al-Laithi

اسم الشهرة

Al-Saa'b bin Jothàma - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Al-Saa'b bin Jothàma bin Kays bin Rabi'ah bin Abdollah bin Ya'mar Al-Laithi, mpiara-dia tamin'ireo koraisita taloha, i Al-Sa'b nonina tany Waddàn, ary nampihavanin'ny Mpamnany (S.A.W) izy sy i A'of bin Màlik. Maty tamin'ny taona 25.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الثقات لابن حبان (3/ 195) الأعلام للزركلي (3/204).