Skip to content

أبو هريرة عبد الرحمن بن صخر الدوسي

الإسم

Abo Horairah Abd Al-Rahman bin Sakhr al-Dawsi

اسم الشهرة

Abo Horayrah Abd Al-Rahmàn bin Sakhr Al-Dawsi - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Abo Horairah Abd Al-Rahmàn bin Sakhr al-Dawsi, Hoy i Ibn Abd Al-Barr manao hoe : (Tsy nitovy hevitra izy ireo tamin'ny anaran'i Abo Horaïrah sy ny anaran-drainy ka tsy azo takarina na voafehy tamin'ny andro talohan'ny finoana Islam), mpanaradia lehibe, Izy no mpanohana ny finoana Islam, ary izy no mpitatitra Hadith betsaka indrindra tamin'ireo mpanaradia, ary izy mangataka famelan-keloka in- 12.000 isan'andro, ary napetraka ho mpitondra metetika tao Madina, maty tamin'ny taona 57, misy ny miteny fa taona 59.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
أسماء من يعرف بكنيته لأبي الفتح الأزدي (ص: 61)، تقريب التهذيب (ترجمة 8426)، الاستيعاب (4/ 323)، رجال صحيح مسلم (2/ 403)، تهذيب الأسماء واللغات (2/ 270)، الوافي بالوفيات (18/ 91)، الأعلام للزركلي (3/ 308).