Skip to content

أبو سعيد سعد بن مالك بن سنان الأنصاري الخدري

الإسم

Abo Saì'd Sa'd bin Màlik bin Sinàn Al-Ansàri Al-Khodri

اسم الشهرة

Abo Saì'd Al-khodri - Ho faly aminy anie Allah -

نبذة مختصرة

Sa'd bin Màlik bin Sinàn Al-Ansàri Al-Khazraji Al-Khodri dia malaza amin'io anaram-bositra io, ary anisan'ireo nitantara betsaka momba ny Hadith-n'ny Mpaminany - S.A.W - ary ny fisehoany voalohany dia tamin'ny ady masina Al-Khandak, ary nanao ady masina niaraka tamin'ny Mpaminany (S.A.W) miisa roa ambin'ny folo, Maty tamin'ny taona 74.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الكنى والأسماء للإمام مسلم (1/ 353)، معجم الصحابة لابن قانع (1/ 258)، تاريخ مولد العلماء ووفياتهم (1/ 193)، رجال صحيح مسلم (1/ 232)، أسد الغابة (2/ 213)، الاستيعاب في معرفة الأصحاب (2/ 602)، الأعلام للزركلي (3/87).