Skip to content

السائب بن يزيد بن سعيد

الإسم

Al-Sa'ib bin Yazid bin Saì'd

اسم الشهرة

Al-Sàib bin Yazid - ho faly amin'izy roa anie Allah -

نبذة مختصرة

Teraka taloha kelin'ny taona voalohany tamin'ny Hijra i Al-Sa'ib bin Yazid bin Saì'd Al-Kindi, mpanaradia lehibe, ary niaraka tamin'ny rainy izy tamin'ny andron'ny Hajj nanaovan'ny Mpaminany (S.A.W) Hajj fanaovam-beloma, nentin’ny nenitoany tany amin’ny Mpaminany izy rehefa nandre narary ka nisafoin'ny Mpmainany (S.A.W) ny lohany ary nivavaka ho azy, avy eo dia nanao Ozo ka nisotro rano tamin'ilay nanaovany ozo dia sitrana ary nijery an'ilay Mpaminany farany, nampiasa azy tao amin’ny tsenan’i Madina i Omar, ary izy no farany tamin’ireo mpanaradia maty niaraka tao tamin’ny taona 91.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الاستيعاب في معرفة الأصحاب (2/ 576) تاريخ دمشق لابن عساكر (20/ 106) أسد الغابة (2/ 401) تهذيب الأسماء واللغات (1/ 208) الأعلام للزركلي (3/68)