Skip to content

أبو داود سليمان بن الأشعث بن إسحاق السجستاني

الإسم

Abo Daòd Solaimàn bin Al-Ash'ath bin Ishàk Al-Sijistàni

اسم الشهرة

Abo Daòd

نبذة مختصرة

Abo Daòd Solaimàn bin Al-Ash'ath bin Ishàk bin Bashir Al-Azdi Al-Sijistàni, mpanoratra sy tompon'ny boky Al-Sonan, imam malaza, iray amin'ireo sheikh an'i Al-Tirmidhi ary mpianatr'i Ahmad, Teraka tamin'ny taona 202. Ny asany dia ahitana an'i Al-Maràsìl sy Al-kadr, Maty tamin'ny taona 275 izy.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
تاريخ بغداد (10/ 75)، مختصر تاريخ دمشق (10/ 109)، تاريخ الإسلام (6/ 550)، الوافي بالوفيات (15/ 218)، طبقات علماء الحديث (2/ 290)، طبقات الحفاظ (ص: 265)، الأعلام للزركلي (3/ 122).