Skip to content

حسان بن ثابت بن المنذر

الإسم

Hassàn bin Thàbit bin Al-Mondhir

اسم الشهرة

Hassàn bin Thàbit

نبذة مختصرة

Hassàn bin Thàbit bin Al-Mondhir bin Haràm Al-Ansàri Al-Khazraji, ary Al-Najàri, poetan'ny irak'Allah - S.A.W - Ny anaram-bositra dia Abo Al-Walìd, izay malaza indrindra, ary I Abo Al-Modarrib, Abo Al-Hosàm, ary Abo Abdol Rahmàn. Voamarina avy tamin'ny Mpaminany (S.A.W) fa nametraka lampihazo tao amin'ny moske ho an'i Hassàn, ary nijoro teo amboniny izy ary nanafika ireo izay nanafika ny Mpaminany (S.A.W). Hoy i Mpaminany (S.A.W) : “Ny Fanahy Masina dia miaraka amin’i Hassàn raha mbola miaro ny irak’Allah (S.A.W) izy.” Ary hoy i Ibn Sa'd : “Enimpolo taona izy niaina tamin’ny andron’ny tsy finoana, ary maty izy rehefa roapolo amby zato taona, tamin’ny taona 54.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات لخليفة بن خياط (ص: 156) معجم الصحابة لابن قانع (1/ 199) الثقات لابن حبان (3/ 71) أسد الغابة (1/ 482) الأعلام للزركلي (2/176)