Skip to content

جويرية بنت الحارث بن أبي ضرار

الإسم

Jowayriyah binti Al-Hàrith bin Abi Dirar

اسم الشهرة

Jowayriyah binti Al-Hàrith - ho faly aminy anie Allah -

نبذة مختصرة

I Jowayriyah binti Al-Hàrith bin Abi Dirar Al-Khoza'iyyat Al-Mostaliqiyyat, Renin'ny mpino, nanambady an'i Mpaminany (S.A.W) tamin'ny taona fahadimy na fahaenina, ary Barrat no anarany, fa novain'ny Mpaminany (S.A.W) izany, izy dia maty tamin’ny taona 56.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
معرفة الصحابة لابن منده (ص: 962) معرفة الصحابة لأبي نعيم (6/ 3229) أسد الغابة (7/ 57) الأعلام للزركلي(2/148)