«Izay naheno AZAN ka niteny an’ity Doan ity hoe : Allahomma Rabba Hazihi Daawatit Tammat Wa swalatil Qaaiima Aati Mohammadan Al-Wassilat Wal Fadhilat Wab’athho Maqaaman Mahmodan Allazi Waad’taho, Dia hahazo fanelanelana avy amiko izy amin’ny andro fitsanganana (andro fitsarana)».
Tatitra azo avy amin'i Jabir bin Abdollah (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
«Izay naheno AZAN ka niteny an’ity Doan ity hoe : Allahomma Rabba Hazihi Daawatit Tammat Wa swalatil Qaaiima Aati Mohammadan Al-Wassilat Wal Fadhilat Wab’athho Maqaaman Mahmodan Allazi Waad’taho, Dia hahazo fanelanelana avy amiko izy amin’ny andro fitsanganana (andro fitsarana)».
«مَنْ قَالَ حِينَ يَسْمَعُ النِّدَاءَ: اللَّهُمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلاَةِ القَائِمَةِ، آتِ مُحَمَّدًا الوَسِيلَةَ وَالفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَامًا مَحْمُودًا الَّذِي وَعَدْتَهُ، حَلَّتْ لَهُ شَفَاعَتِي يَوْمَ القِيَامَةِ».
Manazava ny Mpaminany (S.A.W) fa izay miteny rehefa mandre ny mpanao Azan aorian'ny Azan nataony : (Allahomma Rabba Hazihi Daawat) io dia teny amin'ny antso ho amin'ny vavaka izay iantsoana ny olona amin'ny Swalat, (Tammat) feno, ny antso ho amin'ny fanokanana sy ny hafatra, (Wa swaltil Qaaiima) vavaka maharitra miorina, (Aati) ary omeo, (Mohammadan Al-Wassilat) ary ny toerana ambony indrindra any an-danitra izay tsy misy mahazo azy afa-tsy izy irery ihany, (Wal Fadhilat) ny laharana ambony noho ny laharan'ny zavaboary rehetra, (Wab’anthhou) ary omeo azy (Maqaman Mahmodan) fitoerana mendri-piderana - izay hiderana izay mitsangana; Io no fanelanelanana lehibe indrindra amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty, (Allazi Waad’taho) izay nampanantenainao - tamin’ny filazanao hoe : {Angamba ny Tomponao no hanandratra anareo ho amin’ny toerana mendri-piderana} amin’ny maha Mpaminany (S.A.W) Azy. Ka izay milaza izany fitalahoana izany dia manan-jo hahazo ny fanelanelanan'ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny andro fitsanganana amin'ny maty.
Ny maha ara-dalàna an'io fitalahoana io rehefa vita ny famerimberenana ny AZAN aorian'ny mpanao Azan, fa ireo tsy nandre ny antso kosa dia tsy milaza izany izy.
Ny hasin'ny Irak'Allah (S.A.W), satria nomena azy ny fitaovana, ny hasina, ny toerana mendri-piderana ary ny fanelanelanana lehibe indrindra amin'ny fisarahana eo amin'ny samy olombelona.
Porofon'ny fanelanelanana ho an'ny irak'Allah (S.A.W); Araky ny teniny hoe : “Avela ho azy ny fanelanelanana ataoko amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty”.
Ny fanelanelanana ataon'ny Mpaminany (S.A.W) ho an'ny vahoakany izay nanao fahotana lehibe tamin'ny fisakanana azy ireo tsy hiditra ny Afobe, na ny famoahana azy ireo mba hivoaka ao, na ny fidirana ao amin'ny Paradisa nefa tsy mandalo fitsarana, na fampiakarana ny voninahitr’ireo niditra ao.
Hoy i Al-Tibi : Hatrany am-piandohana ka hatramin'ny fitenenany hoe : “I Mohammad no irak'Allah”, izany no antso feno, ary ny tena izy dia ny vavaka mijoro amin'ny fitenenany hoe : “Izy ireo dia manangana Swalat”. Ny atao hoe vavaka dia ny fitalahoana, ary ny hoe "mijoro maharitra" dia izay mijoro amin'ny zavatra iray raha maharitra amin'izany izy, ny teniny hoe : "ary ny vavaka mitsangana", dia fanazavana ny fiantsoana feno. Azo inoana fa ny tiana ho lazaina dia ny vavaka mahazatra izay iantsoana ny olona amin’izany fotoana izany, izay miharihary kokoa.
Hoy i Al-Mohallab : Ao amin'ny hadith dia misy famporisihana ny fitalahoana mandritra ny fotoam-bavaka. Satria trangan'ny fanantenana ny valiny.
Sahìh Al-Bokhari (1/ 126) (614).
Ny Fanampiny (6)
توضيح الأحكام مِن بلوغ المرام.
لعبد الله البسام (1/ 550).
فتح ذي الجلال والإكرام شرح بلوغ المرام.
لابن عثيمين (1/ 488).
شرح سنن أبي داود.
لعبد المحسن العباد (73/ 18).
Cited in books
16 BooksNy Fanampiny (16)
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"من قال حين يسمع النداء: اللهم ربَّ هذه الدعوة التامة، والصلاة القائمة، آتِ محمدًا الوسيلة والفضيلة، وابعثه مقامًا محمودًا الذي وعدته حلَّت له شفاعتي يوم القيامة".
- الصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهمالصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهم«مَنْ قَالَ حِينَ يَسْمَعُ النِّدَاءَ: اللَّهُمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلَاةِ الْقَائِمَةِ، آتِ مُحَمَّدًا الْوَسِيلَةَ، وَالْفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَامًا مَحْمُودًا الَّذِي وَعَدْتَهُ، إِلَّا حَلَّتْ لَهُ الشَّفَا
- الصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهم«مَنْ قَالَ حِينَ يَسْمَعُ النِّدَاءَ: اللَّهُمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلَاةِ الْقَائِمَةِ، آتِ مُحَمَّدًا الْوَسِيلَةَ وَالْفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَامًا مَحْمُودًا الَّذِي وَعَدْتَهُ، إِلَّا حَلَّتْ لَهُ الشَّفَاع
- العلم الواجب بدون فقه وبدون زيادات1اللَّهُمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلَاةِ الْقَائِمَةِ، آتِ مُحَمَّداً الْوَسِيلَةَ وَالْفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَاماً مَّحْمُوداً الذِي وَعَدتَّهُ.
- المختصر المفيد للمؤذن والإمام والخطيب وأحكام المساجد«مَنْ قَالَ حِينَ يَسْمَعُ النِّدَاءَ: اللَّهُمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلَاةِ القَائِمَةِ، آتِ مُحَمَّدًا الوَسِيلَةَ وَالفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَامًا مَحْمُودًا الَّذِي وَعَدْتَهُ، حَلَّتْ لَهُ شَفَاعَتِي يَوْمَ ا
- المناهج التعليمية - الصف الرابعالمناهج التعليمية - الصف الرابع - الفقه«مَنْ قَالَ حِينَ يَسْمَعُ النِّدَاءَ: اللَّهمَّ رَبِّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ وَالصَّلَاةِ الْقَائِمَةِ آتِ مُحَمَّدًا الْوَسِيلَةَ وَالْفَضِيلَةَ وَابْعَثْهُ مَقَامًا مَّحْمُودًا الَّذِي وَعَدتَّهُ، حَلَّتْ لَهُ شَفَاعَتِي يَوْمَ ا
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“من قال حين يسمع النداء: (اللهم رب هذه الدعوة التامة، والصلاة القائمة، آت محمدا الوسيلة والفضيلة، وابعثه مقاما محمودا الذي وعدته)، حلت له شفاعتي يوم القيامة”.
- تحفة الأخيار تحفة الأخيار (ببيان جملة نافعة مما ورد في الكتاب والسنة من الأدعية والأذكار)«مَنْ قَالَ حِينَ يَسْمَعُ النِّدَاءَ: اللَّهُمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلَاةِ القَائِمَةِ آتِ مُحَمَّدًا الوَسِيلَةَ وَالفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَامًا مَحْمُودًا الَّذِي وَعَدْتَهُ، حَلَّتْ لَهُ شَفَاعَتِي يَوْمَ ال
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«اللَّهُمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلَاةِ القَائِمَةِ، آتِ مُحَمَّدًا الوَسِيلَةَ وَالفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَامًَا مَحمُودًا الَّذِي وَعَدْتَهُ، [إِنَّكَ لَا تُخْلِفُ المِيعَادَ]»[48].
- رسالة في الأذكار1«مَنْ قَالَ حِينَ يَسْمَعُ النِّدَاءَ: اللَّهُمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلَاةِ الْقَائِمَةِ، آتِ مُحَمَّدًا الْوَسِيلَةَ وَالْفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَامًا مَحْمُودًا الَّذِي وَعَدْتَهُ، حَلَّتْ لَهُ شَفَاعَتِي يَوْم
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«مَنْ قَالَ حِينَ يَسْمَعُ النِّدَاءَ: اللّهم رَبَّ هذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلاةِ الْقَائِمَةِ، آتِ مُحَمَّداً الوَسِيلَةَ وَالْفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَاماً مَحْمُوداً الَّذِي وَعَدْتَه، حَلَّتْ لَهُ شَفَاعَتي يَوْمَ الْقِيَ
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«اللَّهُمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلاَةِ القَائِمَةِ آتِ مُحَمَّدًا الوَسِيلَةَ وَالفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَامًا مَحْمُودًا الَّذِي وَعَدْتَهُ»[225].
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (1)، والسيرة النبوبة (1)، والعقيدة (1)، والفقه (1)مجموعة زاد الفقه (1)«مَنْ قَالَ حِينَ يَسْمَعُ النِّدَاءَ: اللهمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلاَةِ القَائِمَةِ، آتِ مُحَمَّداً الوَسِيلَةَ وَالفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَاماً مَحْمُوداً الَّذِي وَعَدْتَهُ، حَلَّتْ لَهُ شَفَاعَتِي يَوْمَ القِ
- مجموعة زاد العقيده (4)العقيدة 4«مَنْ قال حِينَ يَسْمَعُ النِّداءَ: اللَّهُمَّ رَبَّ هذه الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، والصَّلاَةِ القائِمَةِ آتِ مُحَمَّدًا الوَسِيلَةَ والفَضِيلَةَ، وابْعَثْهُ مَقامًا مَحْمُودًا الذي وَعَدْتَهُ، حَلَّتْ لَهُ شَفاعَتِي يَوْمَ القِيامَةِ».
- مشروع المنهج التعليميمادة الفقه مستوى 2«مَنْ قَالَ حِينَ يَسْمَعُ النِّدَاءَ: اللَّهُمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلاَةِ القَائِمَةِ آتِ مُحَمَّدًا الوَسِيلَةَ وَالفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَامًا مَحْمُودًا الَّذِي وَعَدْتَهُ، حَلَّتْ لَهُ شَفَاعَتِي يَوْمَ ال
- نبراس طالب (1)1«اللهُمَّ رَبَّ هَذِهِ الدَّعْوَةِ التَّامَّةِ، وَالصَّلَاةِ الْقَائِمَةِ، آتِ مُحَمَّدًا الْوَسِيلَةَ وَالْفَضِيلَةَ، وَابْعَثْهُ مَقَامًا مَحْمُودًا الذِي وَعَدْتَهُ».