Skip to content

جابر بن موسى بن عبد القادر الجزائري

الإسم

Jàbir bin Mòsa bin Abd Al-Qàdir Al-Jazàiri

اسم الشهرة

Abo Bakr Al-Jazàirì

نبذة مختصرة

Abo Bakr Al-Jazàirì Abo Bakr Jàbir bin Mòsa bin Abd Al- Qàdir bin Jàbir Al-Jazàirì dia mpampianatra tao amin'ny Moskean'ny Mpaminany nandritra ny efapolo taona mahery, ary manana boky maromaro izy, anisan'izany ny "Minhàjol-Moslim", "A'qìdato Al-Mo-mino," "Aysàr Al-Tafàsìr" ary “, sy ny hafa, ankoatr'izany dia fandraisana anjara tamin’ny fahalalana sy ny asa fitorina maromaro, niaina nandritra ny 97 taona izy ary maty tamin’ny 4/12/1439

المراجع

Ny Fanampiny (1)
مواقع مختلفة