Skip to content

Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W).

Tatitra azo avy amin'i Ibn Oumar (R.A) niteny :

Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W).

أَنَّ رَسُولَ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ نَهَى عَنِ الْقَزَعِ.

Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Mari-pototra
Ny fanazavana

Nandrara i Mpaminany (S.A.W) ny amin'ny fanapahana ampahany amin'ny volo eo amin'ny loha ka mamela ny ampahany. Ary ny fandrarana dia ho an'ny lehilahy rehetra tsy ankanavaka na zaza na lehibe, satria ny vehivavy dia tsy manapaka ny volon-dohany.

ireo dikan-teny

...:

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

Ny fifantohan'ny lalàna Islamika amin'ny endrik'olombelona.

Loharano iverenana

Sahìh Al-Bokhari (7/ 163) (5921).

Sahìh Moslim (3/ 1675) (2120).

Ny Fanampiny (5)

نزهة المتقين (2/ 1126).

كنوز رياض الصالحين.

لمجموعة من الباحثين (19/ 380).

شرح رياض الصالحين.

لابن عثيمين (6/ 381).