Skip to content

"Ny anjely dia tsy miaraka amin'ny vondrona izay misy alika na lakolosy."

Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

"Ny anjely dia tsy miaraka amin'ny vondrona izay misy alika na lakolosy."

«لَا تَصْحَبُ الْمَلَائِكَةُ رُفْقَةً فِيهَا كَلْبٌ وَلَا جَرَسٌ».

Notantaraiin'i Moslim
Mari-pototra
Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny anjely dia tsy miaraka amin'ny vondrona manao dia miaraka amin'ny alika, na lakolosy mihantona amin'ny biby fitaingenana, natao izany mba hamoaka feo raha mihetsika izy.

ireo dikan-teny

...:

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

Voarara ny miompy sy miaraka amin'ny alika, afa-tsy ny alika mpihaza na mpiambina.

Ny anjely izay tsy mety miaraka dia ireo anjelin’ny famindram-po, fa ny anjely mpiambina kosa tsy mandao ny mpanompo rehefa eo an-toerana izy na mandeha.

Fandrarana amin'ny lakolosy; Satria anisan’ny sodin’i Satana izy io, ary mitovy amin’ny lakolosy ny kristianina.

Ny mpino silamo dia tsy maintsy miezaka manalavitra hatrany ny zavatra rehetra izay hanalaviran'ny anjely azy.

Loharano iverenana

Sahìh Moslim (3/ 1672) (2113).

Ny Fanampiny (11)

نزهة المتقين.

لمجموعة من الباحثين (2/ 1156).

كنوز رياض الصالحين.

لمجموعة من الباحثين (20/ 67).

بهجة الناظرين.

لسليم الهلالي (3/ 188).

كشف المشكل من حديث الصحيحين.

لابن عثيمين (3/ 564).

شرح رياض الصالحين.

لابن عثيمين (6/ 431).

شرح النووي على مسلم (14/ 95).