"Izay maka tahaka ny vahoaka iray dia toy izy ireo ihany koa. "
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Omar (R.A) Niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Izay maka tahaka ny vahoaka iray dia toy izy ireo ihany koa. "
«مَن تَشَبَّهَ بِقَوْمٍ فَهُوَ مِنْهُمْ».
Milaza amintsika i Mpaminany (S.A.W) fa izay maka tahaka an'ireo vahoaka tsy manam-pinoana, na ireo olona sy vahoaka maloto fitondran-tena, na olo-marina - amin'ny fanaovana ireo zavatra izay mampiavaka azy ireo amin'ny finoana, na ny fanompoam-pivavahana, na ny fomba amam-panao - dia voasokajy ho anisan'izy ireo ihany koa. Satria ny fakana tahaka azy ireo ety ivelany dia mitarika ho amin’ny fanarahana azy ireo ao anaty, ary tsy isalasalana fa ny fanahafana ny olona iray dia vokatry ny fiderana, ary mety hitarika ho amin’ny fitiavana azy, hanome voninahitra azy, ary hiantehitra aminy, ary izany ihany koa dia mety hitarika ny olona iray hanahaka azy na dia ao anatiny aza amin'ny fanompoana - Sanatria anie izany -.
...:
Fampitandremana fatratra ny mba tsy hitovizana amin'ireny olona tsy mpino ireny maloto fitondran-tena.
Famporisihana ny mba hitovizana sy hanarahana ny olo-marina.
Ny fakana tahaka ety ivelany ny olona sy zavatra iray dia lasa endrika iray miteraka fitiavana ao anaty.
Iharan’ny fandrahonana sy ny fahotana ny olona iray araka ny fakahana tahaka an'ireo karazan-javatra hafa.
Voarara ny maka tahaka an'ireo vahoaka tsy mpino amin’ny fivavahany sy amin’ny fomba amam-panaony, fa ny ankoatr'izany kosa dia tsy maninona, toy ny fianarana asa tànana sy ankoatra izany, dia tsy tafiditra ao anatin’ny fandrarana.
Sonan Abo Daòd (6/ 144) (4031).
Mosnad Ahmad (9/ 126) (5115).
Ny Fanampiny (8)
توضيح الأحكام من بلوغ المرام.
للبسام (7/ 363).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (10/ 157).
فتح ذي الجلال والاكرام بشرح بلوغ المرام.
لابن عثيمين (6/ 335).
مشكاة المصابيح.
للتبريزي (2/ 1246).
Cited in books
13 BooksNy Fanampiny (13)
- الخطب المنبرية موسوعة الخطب المنبرية (القسم الثاني)«مَنْ تَشَبَّهَ بِقَوْمٍ فَهُوَ مِنْهُمْ»
- حكم المستهزئين بالأنبياء والمرسلين«مَنْ تَشَبَّهَ بِقَوْمٍ فَهُوَ مِنْهُمْ»[6]،
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الثالثة«مَنْ تَشَبَّهَ بِقَوْمٍ فَهُوَ مِنْهُمْ» [78].
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الرابعة«مَنْ تَشَبَّهَ بِقَوْمٍ فَهُوَ مِنْهُمْ»[73].
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الرابعة«مَنْ تَشَبَّهَ بِقَوْمٍ فَهُوَ مِنْهُمْ»[123].
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الخامسة«مَنْ تَشَبَّهَ بِقَوْمٍ فَهُوَ مِنْهُمْ»
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«مَنْ تَشَبَّهَ بِقَوْمٍ فَهُوَ مِنْهُمْ»[128].
- مباحث في أصول الدين1«من تشبه بقوم فهو منهم».
- مجموعة أسئلة تهم الأسرة المسلمة1«مَن تشبَّه بقَومٍ فهو منهم».
- مجموعة أسئلة تهم الأسرة المسلمة1«مَن تشبَّه بقومٍ فهو منهم».
- مشروع المنهج التعليميمادة التوحيد مستوى 4 «مَنْ تَشَبَّهَ بِقَوْمٍ فَهُوَ مِنْهُمْ».
- مشروع المنهج التعليميمادة التوحيد مستوى 4 «مَنْ تَشَبَّهَ بِقَوْمٍ فَهُوَ مِنْهُمْ»،
- نبراس طالب (5)1«مَنْ تَشَبَّهَ بِقَوْمٍ فَهُوَ مِنْهُمْ»