Skip to content

"Tompo Allah dia faly amin'ny mpanompo iray rehefa mihinana hanina ka misaotra azy noho izany, na rehefa misotro zava-pisotro ka midera azy amin'izany".

Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

"Tompo Allah dia faly amin'ny mpanompo iray rehefa mihinana hanina ka misaotra azy noho izany, na rehefa misotro zava-pisotro ka midera azy amin'izany".

«إِنَّ اللهَ لَيَرْضَى عَنِ الْعَبْدِ أَنْ يَأْكُلَ الْأَكْلَةَ فَيَحْمَدَهُ عَلَيْهَا، أَوْ يَشْرَبَ الشَّرْبَةَ فَيَحْمَدَهُ عَلَيْهَا».

Notantaraiin'i Moslim
Mari-pototra
Ny fanazavana

Manazavana i Mpaminany (S.A.W) hoe : fa ny fisaoran’ny mpanompo ny Tompony noho ny fahasoavany sy ny fitahiany dia iray amin’ireo zavatra hahazoany fahafaham-po amin’Allah. Rehefa nihinana ny hanina izy ka niteny hoe : (Alhamdoulillahi) Isaorana anie Allah, ary rehefa misotro ny zava-pisotro dia miteny hoe : Isaorana anie Allah.

ireo dikan-teny

...:

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

Ny fitiavan'Allah ilay Tsitoha, dia efa nanome vatsy Izy ka afa-po tamin'ny fiderana.

Fifalian'i Allah dia azo amin'ny antony tsotra indrindra, toy ny fiderana sy fisaorana aorian'ny fihinana sy fisotroana.

Isan'ny fomba amam-panao tsara amin'ny fihinana sy ny fisotroana : Fisaorana an'i Allah aorian'ny fisakafoana sy fisotroana.

Loharano iverenana

Sahìh Moslim (4/ 2095) (2734).

Ny Fanampiny (10)

نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.

لمصطفى الخن وغيره (1/ 164).

بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.

لسليم الهلالي (1/ 215).

شرح رياض الصالحين من كلام سيد المرسلين.

لابن عثيمين (2/ 203).

كنوز رياض الصالحين.

لمجموعة من الباحثين.

تطرز رياض الصالحين.

لفيصل آل مبارك (ص764).