Izay manoro làlana amin’ny tsara dia hahazo tahaka ny valisoa azon'ny manao izany
Tatitra azo avy tamin'i Abi Mas’ond (R.A) niteny manao hoe :
Nisy lehilahy tonga teo amin’ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : Tsy manana fitoavam-pitaterana aho ka mba ento, hoy Izy : Tsy manana izany aho, ary nisy lehilahy iray niteny hoe : Ry Irakan'Allah ô ! Ambarako azy ny olona mety hitondra azy, Dia niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay manoro làlana amin’ny tsara dia hahazo tahaka ny valisoa azon'ny manao izany ”.
جَاءَ رَجُلٌ إِلَى النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ فَقَالَ: إِنِّي أُبْدِعَ بِي فَاحْمِلْنِي، فَقَالَ: «مَا عِنْدِي»، فَقَالَ رَجُلٌ: يَا رَسُولَ اللهِ، أَنَا أَدُلُّهُ عَلَى مَنْ يَحْمِلُهُ، فَقَالَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ: «مَنْ دَلَّ عَلَى خَيْرٍ فَلَهُ مِثْلُ أَجْرِ فَاعِلِهِ».
Nisy lehilahy tonga teo amin’ny Mpaminany (S.A.W) ary niteny hoe : Very ny biby fitengiko ka mba ento aho, ary omeo fiara hitondra ahy hahatongavako amin'ny toerana alehako, Dia niala tsiny taminy i Mpaminany (S.A.W), Satria tsy nanana na inona na inona hitondra azy, ka hoy ny lehilahy iray nanatrika teo hoe : “ Ry Irakan’Allah, ho tarihiko amin’izay hitondra azy avy izy? Dia hoy i Mpaminany (S.A.W) fa mpiara-miombonantoka amin'ilay mpanome swadaka izy amin'ny fahasoavana, Satria Izy no nanome sosokevitra ilay nitady izany.
...:
Famporisihana ny hanoro amin’ny Tsara.
Ny famporisihana amin'ny fanaovana ny asa soa dia tafiditra ho anisany antony iray amin'ireo antony mahatonga ny firaisankina sy ny fifanampiana eo amin'ny fiarahamonina silamo.
Ny halehibiazan'ny fahasoavan'i Allah ilay avo Tsitoha.
Ny Hadith dia milaza drafitra fototra anin'ireo fitsipika ankapobeny, ka tafiditra ao anatin’izany ireo asa soa rehetra.
Raha tsy mahavita manatanteraka ny fanirian'ny mpangataka ny Olona iray, dia tokony hiezaka manoro azy amin'ny Olon-kafa mety mahavita manatanteraka izany..
Sahìh Moslim (3/ 1506) (1893).
Ny Fanampiny (5)
شرح النووي على مسلم (11/ 166).
توضيح الأحكام من بلوغ المرام.
للبسام (7/ 349).
فتح ذي الجلال والاكرام بشرح بلوغ المرام.
لابن عثيمين (6/ 298).
Cited in books
6 BooksNy Fanampiny (6)
- التحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة على ضوء الكتاب والسنةالتحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة - النسخة المعتمدة«مَنْ دَلَّ عَلَى خَيْرٍ فَلَهُ مِثْلُ أَجْرِ فَاعِلِهِ» [104]
- الدعوة إلى الله وأخلاق الدعاة«مَنْ دَلَّ عَلَى خَيْرٍ فَلَهُ مِثْلُ أَجْرِ فَاعِلِهِ »
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“من دل على خير فله مثل أجر فاعله”.
- تحفة الأخيار تحفة الأخيار (ببيان جملة نافعة مما ورد في الكتاب والسنة من الأدعية والأذكار)«مَنْ دَلَّ عَلَى خَيْرٍ فَلَهُ مِثْلُ أَجْرِ فَاعِلِهِ» [102]
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 1 «مَنْ دَلَّ عَلَىٰ خَيْرٍ فَلَهُ مِثْلُ أَجْرِ فَاعِلِهِ»،
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 2«مَنْ دَلَّ عَلَىٰ خَيْر فَلَهُ مِثْلُ أَجْرِ فَاعِلِهِ».