“Ny mpino matanjaka dia tsara sy tian’i Allah kokoa noho ny mpino malemy, ary ny rehetra dia tsara avokoa.
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), Niteny ny Irak'Allah (ٍS.A.W) manao hoe :
“Ny mpino matanjaka dia tsara sy tian’i Allah kokoa noho ny mpino malemy, ary ny rehetra dia tsara avokoa. Miezaha hanao izay hahasoa anao, ary mitadiava fanampiana amin’i Allah fa aza manaiky resy, ary raha misy zavatra manjo anao, dia aza miteny hoe : "Raha mba nanao izao sy izao aho". Fa lazao hoe : “Lahatr’i Allah ary izay sitrapony no ataony.” Eny tokoa fa ny teny “raha” dia manokatra ny asan’i Satana".
«الْمُؤْمِنُ الْقَوِيُّ، خَيْرٌ وَأَحَبُّ إِلَى اللهِ مِنَ الْمُؤْمِنِ الضَّعِيفِ، وَفِي كُلٍّ خَيْرٌ، احْرِصْ عَلَى مَا يَنْفَعُكَ، وَاسْتَعِنْ بِاللهِ وَلَا تَعْجَزْ، وَإِنْ أَصَابَكَ شَيْءٌ، فَلَا تَقُلْ لَوْ أَنِّي فَعَلْتُ كَانَ كَذَا وَكَذَا، وَلَكِنْ قُلْ قَدَرُ اللهِ وَمَا شَاءَ فَعَلَ، فَإِنَّ (لَوْ) تَفْتَحُ عَمَلَ الشَّيْطَانِ».
Manazava ny Mpaminany (S.A.W) fa ny mpino dia tsara daholo, fa ny mpino izay matanjaka amin'ny finoany, ny fahavononana, ny harenany ary ny lafiny hafa amin'ny hery, dia tsara kokoa sy tian'i Allah Ilay Tsitoha noho ny mpino malemy. Avy eo dia nanoro hevitra ny mpino ny Mpaminany (S.A.W) mba hiezaka hanao izay mahasoa azy amin’ny raharahan'ny fiainana eto an-tany sy ny any ankoatra, sady miantehitra amin’i Allah Tsitoha, mitady ny fanampiany ary matoky Azy. Avy eo, ny Mpaminany (S.A.W) nandrara ny amin'ny tsy fahavitana sy ny hakamoana ary ny vesatra amin'ny fanaovana izay mahasoa amin'ny tontolo roa. Raha miezaka miasa ny mpino, miomana amin'izay ataony, mitady fanampiana amin’I Allah, ary mangataka hatsarana amin’i Allah, aorian'izany rehetra izany dia nahavita ny tokony ho ataony izy, afa-tsy ny manakina ny raharahany rehetra amin’i Allah, ary aoka izy hahafantatra fa ny safidin’i Allah Tsitoha no tsara. Raha misy loza manjo azy aorian'izany dia tsy hiteny izy hoe : “Raha mba nanao izao aho mety ho lasa an'izao sy izao aho”; “Fa ny teny (raha) manokatra ny asan’ny Satana” amin’ny fanoherana ny lahatra sy ny fanenenana amin'izay efa lasa, fa aoka kosa hiteny am-panekena sy am-pifaliana hoe : “Allah efa nandahatra ary izay tiany no nataony”. Fa izay nitranga dia araka izay tian'i Allah satria manao izay tiany, ary tsy misy afaka manoatra ny didiny, ary tsy misy manaraka aorian'ny itsarany.
قَدّر الله: قدر: بتشديد الدال وفتح القاف، أي قدَّر الله هذا الشيء وقضاه، ورويت بفتح الدال مخففة، والمعنى هذا الحاصل قَدَر الله وقضائه.
Tsy mitovy ny finoan'ny olona.
Tsara ny matanjaka amin'ny asa; Satria betsaka ny tombony azo aminy izay tsy azo amin'ny fahalemena.
Tokony hibanjina izay mahasoa azy ny olona iray, ary hiala amin’izay tsy mahasoa azy.
Ny mpino dia tsy maintsy mangataka ny fanampian’i Allah amin’ny raharahany rehetra, fa tsy miantehitra amin’ny tenany.
Manaporofo ny fisian'ny lahatra sy ny anjara, fa izany akory tsy manakana ny fampiasana fomba rehetra sy ny fiezahana hitady ny tsara.
Voarara ny miteny hoe “raha” noho ny fahatezerana tamin'ny fahatongan'ny loza, ary voarara ny manohitra ny didy sy ny anjara nataon’I Allah Tsitoha.
Sahìh Moslim (4/ 2052) (2664).
Ny Fanampiny (6)
توضيح الأحكام من بلوغ المرام.
لعبد الله البسام (7/ 492).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (10/ 338).
فتح ذي الجلال والإكرام.
لابن عثيمين (6/ 430).
Cited in books
19 BooksNy Fanampiny (18)
- الخطب المنبريةموسوعة الخطب المنبرية (القسم الأول)«المُؤْمِنُ القَوِيُّ خَيْرٌ وَأَحَبُّ إِلَى اللَّهِ مِنَ المُؤْمِنِ الضَّعِيفِ، وَفِي كُلٍّ خَيْرٌ، احْرِصْ عَلَى مَا يَنْفَعُكَ، وَاسْتَعِنْ بِاللَّهِ، وَلَا تَعْجِزَنَّ، وَإِنْ أَصَابَكَ شَيْءٌ فَلَا تَقُلْ: لَوْ أَنِّي فَعَلْتُ لَكَانَ
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"المؤمن القوي خير وأحب إلى الله من المؤمن الضعيف، وفي كلٍّ خير، احرص على ما ينفعك، واستعن بالله ولا تعجز، وإن أصابك شيء فلا تقل: لو أني فعلت كان كذا وكذا ولكن قل: قَدرَ الله. وما شاء فعل. فإن لو تفتح عمل الشيطان" .
- المناهج التعليمية - الصف السادسالمناهج الدراسية - الحديث - الصف السادس - الفصل الثاني«الْمُؤْمِنُ الْقَوِيُّ خَيْرٌ وَأَحَبُّ إِلَى اللهِ مِنَ الْمُؤْمِنِ الضَّعِيفِ، وَفِي كُلٍّ خَيْرٌ. احْرِصْ عَلَى مَا يَنْفَعُكَ، وَاسْتَعِنْ بِاللهِ وَلَا تَعْجِزْ، وَإِنْ أَصَابَكَ شَيْءٌ فَلَا تَقُلْ: لَوْ أَنِّي فَعَلْتُ كَانَ كَذَا و
- المناهج التعليمية - الصف السادسالمناهج الدراسية - الحديث - الصف السادس - الفصل الثاني«احْرِصْ عَلَى مَا يَنْفَعُكَ، وَاسْتَعِنْ بِاللهِ وَلَا تَعْجِزْ»؟
- المناهج التعليمية - الصف السادسالمناهج الدراسية - الحديث - الصف السادس - الفصل الثاني«فَإِنَّ «لَوْ» تَفْتَحُ عَمَلَ الشَّيْطَانِ».
- الوسائل المفيدة للحياة السعيدة(احْرِصْ عَلَى مَا يَنْفَعُكَ وَاسْتَعِنْ بِاللَّهِ وَلَا تَعْجِزْ، وَإِذَا أَصَابَكَ شَيْءٌ فَلَا تَقُلْ: لَوْ أَنِّي فَعَلْتُ كَذَا كَانَ كَذَا وَكَذَا، وَلَكِنْ قُلْ: قَدَرُ اللَّهِ وَمَا شَاءَ فَعَلَ، فَإِنَّ لَوْ تَفْتَحُ عَمَلَ الشَّي
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«قَدَرُ اللَّهُ وَمَا شَاءَ فَعَلَ»[186].
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلمقَدَرُ اللَّهُ وَمَا شَاءَ فَعَل
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 1 «المُؤْمِنُ الْقَوِيُّ خَيْرٌ وَأَحَبُّ إلىٰ الله مِنَ المُؤْمِنِ الضَّعِيفِ، وَفي كُلٍّ خَيْرٌ. احْرِصْ عَلىٰ مَا يَنْفَعُكَ، وَاستَعِنْ بِالله وَلاَ تَعْجِزْ. وَإنْ أَصَابَكَ شَيْءٌ فَلاَ تَقُلْ: لَوْ أَنِّي فَعَلْتُ كَانَ كَذَا وَكَذَا،
- فتاوى المرضىفتاوى المرضى «احرص على ما ينفعك، واستعن بالله ولا تعجز»
- فتاوى المرضىفتاوى المرضى «احرص على ما ينفعك، واستعن بالله ولا تعجز، وإن أصابك شيء، فلا تقل: لو أني فعلت كذا؛ لكان كذا وكذا، ولكن قل: قدر الله وما شاء فعل، فإن لو تفتح عمل الشيطان»
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«المُؤْمِنُ القَوِيُّ خَيْرٌ وَأَحَبُّ إِلَى اللَّهِ مِنَ المُؤْمِنِ الضَّعِيفِ، وَفِي كُلٍّ خَيْرٌ»[206].
- مادة العقيدة الإسلامية(الْمُؤْمِنُ الْقَوِيُّ، خَيْرٌ وَأَحَبُّ إِلَى اللهِ مِنَ الْمُؤْمِنِ الضَّعِيفِ، وَفِي كُلٍّ خَيْرٌ، احْرِصْ عَلَى مَا يَنْفَعُكَ، وَاسْتَعِنْ بِاللهِ وَلَا تَعْجَزْ، وَإِنْ أَصَابَكَ شَيْءٌ، فَلَا تَقُلْ لَوْ أَنِّي فَعَلْتُ كَانَ كَذَا
- متن اصول الإيمانمتن أصول الإيمان{المؤمن القوي خير وأحب إلى اللَّه من المؤمن الضعيف، وفي كل خير، احرص على ما ينفعك، واستعن باللَّه ولا تعجزن، فإنْ أصابك شيء فلا تقل: لو أني فعلت كذا كان كذا وكذا! ولكن قل: قدر اللَّه وما شاء فعل؛ فإن (لو) تفتح عمل الشيطان}.
- مجموعة زاد الحديث (1)الحديث 1«الْمُؤْمِنُ الْقَوِيُّ خَيْرٌ وَأَحَبُّ إِلَى الله مِنَ الْمُؤْمِنِ الضَّعِيفِ، وَفِي كُلٍّ خَيْرٌ، احْرِصْ عَلَى مَا يَنْفَعُكَ، وَاسْتَعِنْ بِالله وَلَا تَعْجَزْ، وَإِنْ أَصَابَكَ شَيْءٌ، فَلَا تَقُلْ: لَوْ أَنِّي فَعَلْتُ كَانَ كَذَا وَ
- مطوية الرقيةالرقية الشرعية - 1(( احرص على ما ينفعك، واستعن بالله ولا تعجز، وإن أصابك شيء فلا تقل لو أنِّي فعلت كان كذا وكذا، ولكن قل قدَّر الله وما شاء فعل، فإنَّ لو تفتح عمل الشيطان))"
- منهج إعداد الدعاةالمفردة الخامسة - أركان الإيمان"احرص على ما ينفعك، واستعن بالله ولا تعجز"
- موسوعة الإيمان«الْمُؤْمِنُ الْقَوِيُّ خَيْرٌ وَأَحَبُّ إِلَى اللهِ مِنَ الْمُؤْمِنِ الضَّعِيفِ، وَفِي كُلٍّ خَيْرٌ، احْرِصْ عَلَى مَا يَنْفَعُكَ، وَاسْتَعِنْ بِاللهِ، وَلَا تَعْجَزْ، وَإِنْ أَصَابَكَ شَيْءٌ فَلَا تَقُلْ: لَوْ أَنِّي فَعَلْتُ كَانَ كَذَا