“ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”.
Tatitra azo avy tamin'i Jobairy ibn Mot’im (R.A), izy nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
“ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”.
«لَا يَدْخُلُ الْجَنَّةَ قَاطِعُ رَحِمٍ».
Milaza tamintsika i Mpaminany (S.A.W) fa izay manapaka ny zon'ny havany, na manimba sy manararaotra azy ireo, dia mendrika azy ny tsy hiditra ao amin'ny Paradisa.
.....:
Fahotana lehibe tokoa ny fanapahana ny fifamatoram-pianakaviana.
Ny rohim-pianakaviana dia araka ny fomba rehetra fantatra sy hamatarana azy, ary izay dia miseho amin'ny endrika maro samy hafa arakaraka ny toerana sy ny fotoana ary ny Olona.
Ny fitazomana ny Rohim-pihavanana dia amin’ny alàlan’ny famangiana azy ireo, sy ny fiantrana azy ireo, ary ny fanaovana hatsaram-panahy amin’izy ireo, tafiditra amin'izany ny famangiana ny marary sy ny fandidiana azy ireo ny mba hanao ny soa, ary ny fandrarana azy ireo amin'ny fanaovana ny Ratsy, sy ny zavatra hafa ankoatran'izay voalaza.
Arakaraky ny maha-akaiky ny fanapahana ny Rohim-pianakaviana no maha-mpanota mafy ny olona iray.
Sahìh Moslim (4/ 1981) (2556).
Sahìh Al-Bokhari (8/ 5) (5984).
Ny Fanampiny (5)
شرح النووي على مسلم (16/ 113).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (10/ 90).
فتح ذي الجلال والإكرام بشرح بلوغ المرام.
لابن عثيمين (6/ 277).
Cited in books
12 BooksNy Fanampiny (12)
- الحقيقة المُبْهِرَة في العلاقة بين الإسلام والإنسان(لا يدخل الجنة قاطع رحم)[42].
- رسالة موجزة عن الإسلام كما جاء في القرآن الكريم والسنة النبوية (مشتملة على الأدلة)رِسَالَةٌُ مُوجَزَةٌُ عَنِ الْإِسْلَامِ كَمَا جَاءَ فِي الْقُرْآنِ الْكَرِيمِ وَالسَّنَةِ النَّبَوِيَّة-مشتملة على الأدلة -للحرمين-«لَا يَدْخُلُ الجَنَّةَ قَاطِعُ رَحِمٍ» [57].
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 2«لا يَدْخُلُ الجَنَّةَ قَاطِعٌ».
- قاموس الكبائر موسوعة الكبائر - المجموعة الأولى«لَا يَدْخُلُ الجَنَّةَ قَاطِعٌ» [4].
- قاموس الكبائر موسوعة الكبائر - المجموعة الأولى«لَا يَدْخُلُ الجَنَّةَ قَاطِعٌ» [130].
- قاموس الكبائر موسوعة الكبائر - المجموعة الأولى«لَا يَدْخُلُ الجَنَّةَ قَاطِعٌ» [134].
- قاموس الكبائر«لَا يَدْخُلُ الجَنَّةَ قَاطِعٌ» [4].
- قاموس الكبائر«لَا يَدْخُلُ الجَنَّةَ قَاطِعٌ» [130].
- قاموس الكبائر«لَا يَدْخُلُ الجَنَّةَ قَاطِعٌ» [134].
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«لَا يَدْخُلُ الجَنَّةَ قَاطِعُ رَحِمٍ»[85].
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (1)، والسيرة النبوبة (1)، والعقيدة (1)، والفقه (1)التربية الأسلامية 1«لا يدْخُلُ الْجنّة قاطِعُ رحِمٍ»
- مشروع منهاج زادكزادك 2 طالب نهائي«لَا يَدْخُلُ الْجَنَّةَ قَاطِعُ رَحِمٍ»