" Izay namorina zava-baovao amin’ity finoanay ity nefa tsy ao anatiny dia haverina Aminy izany zavatra izany
Tatitra azo avy tamin'ny renin'ny Mpino Silamo Aicha (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.W.A) manao hoe :
" Izay namorina zava-baovao amin’ity finoanay ity nefa tsy ao anatiny dia haverina Aminy izany zavatra izany ." Ao amin'ny fitantaran'ny Moslim : " Iza na iza manao asa tsy mifanaraka amin'ny raharahantsika dia ho lavina avokoa izany. "
«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدٌّ». وَفِي رِوَايَةٍ لِمُسْلِمٍ: «مَنْ عَمِلَ عَمَلًا لَيْسَ عَلَيْهِ أَمْرُنَا فَهُوَ رَدٌّ».
Manazava ny Mpaminany (S.A.W) fa izay mamorona zavatra amin'ny finoana na manao zavatra tsy misy porofo avy amin'ny CORAN sy ny Sonnât dia haverina any amin'ny tompony izany ary tsy ho raisin'i Allah.
Ny fanompoam-pivavahana dia mifototra amin’izay voalaza ao amin’ny boky masina CORAN sy ny Sonnât, ka tsy manompo amin’I Allah isika raha tsy araka izay didy nomeny, fa tsy amin’ny forona sy ny zava-baovao.
Ny finoana dia tsy mifototra amin'ny hevitra sy ny mahafinaritra, fa amin'ny fanarahana ny irak'i Allah (S.A.W).
Ity Hadith ity dia porofo amin'ny maha feno ny finoana.
Ny forona dia ny zavatra rehetra nampidirina tao amin'ny finoana izay tsy nisy tamin'ny andron'ny Mpaminany (S.A.W) sy ny mpiara-dia aminy, eo amin'ny lafiny foto-pinoana na amin'ny fiteny na amin'ny asa.
Ity hadith ity dia iray amin'ireo fototry ny finoana silamo ary toy ny mizana fandanjana ny asa, tahaka ny asa rehetra izay tsy natao noho I Allah dia tsy misy valisoa ho an'izay manao izany, toy izany koa ny asa rehetra izay tsy mifanaraka tamin'izay nentin'ny irak'Allah (S.A.W) dia haverina amin'izay manao izany.
Ny Hadith dia fitsipika hamaliana ireo mpitondra zavatra forona sy ny fanao ny ratsy rehetra.
Ny zava-baovao voarara dia raharaha mifandraika amin'ny finoana fa tsy amin'ny raharaham-piainana.
Sahìh Al-Bokhari (3/ 184) (2697).
Sahìh Moslim (3/ 1343) (1718).
Ny Fanampiny (5)
التحفة الربانية في شرح الأربعين حديثًا النووية (ص16).
شرح الأربعين النووية.
لابن عثيمين (ص96).
فتح القوي المتين في شرح الأربعين وتتمة الخمسين.
للعباد (ص38).
Cited in books
23 BooksNy Fanampiny (23)
- التحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة على ضوء الكتاب والسنةالتحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة - النسخة المعتمدة«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدٌّ» [30]
- التحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة على ضوء الكتاب والسنةالتحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة - النسخة المعتمدة«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدٌّ»[124]
- حراسة التوحيدإقامة البراهين على حكم من استغاث بغير الله«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدٌّ».
- حراسة التوحيدالتحذير من البدع«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنهُ فَهُوَ رَدٌّ».
- حراسة التوحيدالتحذير من البدع«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدٌّ».
- خذ عقيدتك من الكتاب والسنة الصحيحة«من أحدث في أمرنا هذا ما ليس منه فهو رَدٌّ»
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 1 «مَنْ أَحْدَثَ في أَمْرِنا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدّ».
- شرح الأربعين النووية«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدٌّ».
- شرح الأصول الثلاثة«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدٌّ» [35]
- عقيدة الأئمة الأربعة«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدٌّ»
- عقيدة التوحيد(من أحدث في أمرنا هذا ما ليس منه فهو رد)
- عقيدة التوحيد(من أحدث في أمرنا هذا ما ليس منه فهو رد)
- عقيدة التوحيد(من أحدث في أمرنا هذا ما ليس منه فهو رد)
- فضل الإسلام{ من أحدث في أمرنا هذا ما ليس منه فهو رد } [3] ،
- فهم السلف الصالح للنصوص الشرعية والرد على الشبهات حوله"من أحدث في أمرنا ما ليس منه فهو رد"[2].
- قاموس الكبائر موسوعة الكبائر - المجموعة الأولى«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدٌّ» [41].
- قاموس الكبائر«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدٌّ» [41].
- كامل الصورة (1و2) لتعزيز اليقين وتثبيت الثوابتكامل الصورة (1,2) لتعزيز اليقين وتثبيت الثوابتمنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ مِنْهُ فَهُوَ رَدٌّ»
- مادة العقيدة الإسلامية(من أحدث في أمرنا هذا ما ليس منه فهو رد)[12].
- مجموعة زاد الفقه (2)الفقه للمستوى الثاني ( مجموعة زاد )«من أحدث في أمرنا هذا ما ليس منه فهو رد».
- مجموعة زاد العقيده (4)العقيدة 4«مَنْ أَحْدَثَ في أَمْرِنا هَذا ما لَيْسَ منْهُ فَهُوَ رَدٌّ».
- مطوية الرقيةالرقية الشرعية - 1" مَن أحدث في أمرنا هذا ما ليس منه فهو رد".
- وثيقة منهج نبراس لمدارس نهاية الأسبوع1"من أحدث في أمرنا هذا ما ليس منه فهو رد"