"Any amin'ny Paradisa, ny mpino dia hanana lay vita amin'ny perla iray, enim_polo taona ny halavany, ary hivezivezy ao ireo mpino ka tsy hifankahita izy ireo".
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa Al-Ashario (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Any amin'ny Paradisa, ny mpino dia hanana lay vita amin'ny perla iray, enim_polo taona ny halavany, ary hivezivezy ao ireo mpino ka tsy hifankahita izy ireo".
«إِنَّ لِلْمُؤْمِنِ فِي الْجَنَّةِ لَخَيْمَةً مِنْ لُؤْلُؤَةٍ وَاحِدَةٍ مُجَوَّفَةٍ، طُولُهَا سِتُّونَ مِيلًا، لِلْمُؤْمِنِ فِيهَا أَهْلُونَ، يَطُوفُ عَلَيْهِمِ الْمُؤْمِنُ فَلَا يَرَى بَعْضُهُمْ بَعْضًا».
Nanambara i Mpaminany (S.A.W) momba ny sasany amin'ireo fahasoavana ao amin'ny Paradisa, ary ny mpino ao amin'ny Paradisa dia manana lay lehibe misy lavaka malalaka, vita amin'ny perla poakaty tokana, ny sakany sy ny halavany eny amin'ny lanitra enimpolo maily, ary eo amin'ny lafiny efatra, ny zorony sy ny halavany dia misy vehivavy efatra, izay tsy mifankahita izy ireo, ary hivezivezy ao ny mpino.
Fanazavana ny halehiben’ny fahasambaran’ny olona ao amin’ny Paradisa.
Famporisihana ny olona hanao asa tsara amin’ny fanazavana ny fahasambarana nomanin’I Allah ho azy.
Ny Fanampiny (4)
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (2/ 1288).
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (3/ 345).