“Ny zon’ny silamo amin’ny silamo namany dia dimy : mamaly ny fiarahabana, mamangy ny marary, manatrika fandevenana, mamaly ny fanasana ary famaliana vavaka ny olona mievina.”
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A) niteny hoe : Izaho dia nahare an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
“Ny zon’ny silamo amin’ny silamo namany dia dimy : mamaly ny fiarahabana, mamangy ny marary, manatrika fandevenana, mamaly ny fanasana ary famaliana vavaka ny olona mievina.”
«حَقُّ الْمُسْلِمِ عَلَى الْمُسْلِمِ خَمْسٌ: رَدُّ السَّلَامِ، وَعِيَادَةُ الْمَرِيضِ، وَاتِّبَاعُ الْجَنَائِزِ، وَإِجَابَةُ الدَّعْوَةِ، وَتَشْمِيتُ الْعَاطِسِ».
Manazava ny ampahany amin'ireo zon'ny silamo amin'ny rahalahiny silamo i Mpaminany (S.A.W). Ny voalohany amin'ireo zo ireo dia ny mamaly ny fiarahabana amin'izay miarahaba anao. Ny zo faharoa : Famangiana ny marary sy ny fitsidihana azy. Ny zo fahatelo : Manaraka ny faty avy ao an-tranony ka mankany amin’ny toeram-pivavahana avy eo dia mitohy mankany amin’ny fasana mandra-pandevenana azy. ny zo faha-efatra : Mamaly ny fanasana raha manasa anao amin'ny fampiakaram-bady sy ny hafa. Ny zo fahadimy : Fangataham-pitahina ho an'ny olona mievina, izany dia amin'ny alàlan'ny fitenenana hoe : "YARHAMOKALLAHO" raha avy nidera an'I Allah izy. Ary mamaly ilay mpievina hoe : "Yahdikommolaho Wa yosliho Baalakom", Izay midika hoe : Allah anie hitari-dàlana anao sy handamina ny sainao.
...:
Ny halehiben'ny finoana silamo amin'ny fanamafisana ny zo eo amin'ny samy mpino silamo sy ny fanamafisana ny firahalahiana ary ny fifankatiavana eo amin'izy ireo.
Sahìh Al-Bokhari (2/ 71) (1240).
Sahìh Moslim (4/ 1704) (2162).
Ny Fanampiny (10)
كنوز رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (4/ 512).
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (1/ 327).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
مجموعة من الباحثين (1/ 253).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (2/ 591).
بهجة قلوب الأبرار.
لابن سعدي (ص81).
Cited in books
7 BooksNy Fanampiny (7)
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 2«حَقُّ الْمُسْلِمِ عَلَىٰ الْمُسْلِمِ خَمْسٌ: رَدُّ السَّلامِ، وَعِيَادَةُ الْمَرِيضِ، وَاتّبَاعُ الْجَنَائِزِ ، وَإجَابَةُ الدَّعْوَةِ، وَتَشْمِيتُ الْعَاطِسِ».
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«حقُّ المُسْلِم عَلَىٰ المُسْلِم خَمْسٌ: رَدُّ السَّلامِ، وعيادةُ المريضِ، واتِّباعُ الجَنَائزِ، وإجابةُ الدَّعوةِ، وتَشْميتُ العَاطسِ».
- فتاوى المرضىفتاوى المرضى «حق المسلم على المسلم خمس: رد السلام، وعيادة المريض، واتباع الجنائز، وإجابة الدعوة، وتشميت العاطس»
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«حَقُّ المُسْلِمِ عَلَى المُسْلِمِ خَمْسٌ: رَدُّ السَّلَامِ، وَعِيَادَةُ المَرِيضِ، وَاتِّبَاعُ الجَنَائِزِ، وَإِجَابَةُ الدَّعْوَةِ، وَتَشْمِيتُ العَاطِسِ»[88].
- مجموعة زاد الفقه (2)الفقه للمستوى الثاني ( مجموعة زاد )«حق المسلم على المسلم خمس: رد السلام، وعيادة المريض، واتباع الجنائز...»
- مشروع منهاج زادكزادك 2 طالب نهائي«حَقُّ الْمُسْلِمِ عَلَى الْمُسْلِمِ خَمْسٌ: رَدُّ السَّلَامِ، وَعِيَادَةُ الْمَرِيضِ، وَاتِّبَاعُ الْجَنَائِزِ، وَإِجَابَةُ الدَّعْوَةِ، وَتَشْمِيتُ الْعَاطِسِ»
- مشروع منهاج زادكزادك عرض 2 «حَقُّ الْمُسْلمِ عَلى الْمُسْلمِ خَمْسٌ: رَدُّ السَّلَامِ، وَعِيَادَةُ الْمَرِّيضِّ، وَاتِّبَاع الْجَنَائِزِ، وَإجَابَةُ الدعْوَةِ، وَتَشْمِّيت الْعَاطِّسِّ ».