"Ny mpino silamo dia izay mampilamina ny mpino silamo namany amin'ny lelany sy ny tanany, ary ny mpifindra monina dia izay nisitaka ireo zavatra noraran'Allah."
Tatitra azo avy amin'i Abdillahi bin A'mro (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Ny mpino silamo dia izay mampilamina ny mpino silamo namany amin'ny lelany sy ny tanany, ary ny mpifindra monina dia izay nisitaka ireo zavatra noraran'Allah."
«المُسْلِمُ مَنْ سَلِمَ المُسْلِمُونَ مِنْ لِسَانِهِ وَيَدِهِ، وَالمُهَاجِرُ مَنْ هَجَرَ مَا نَهَى اللَّهُ عَنْهُ».
Nanambara ny Mpaminany (S.A.W) fa ny tena mpino silamo manampinoana dia ny olona izay miaro ny lelany amin'ny mpino silamo namany, tsy manompa azy ireo, tsy manozona azy ireo, tsy mifosa azy ireo, ary tsy miezaka ny hanimba azy ireo amin'ny fomba rehetra manimba amin'ny alalan'ny lelany. Ary miaro azy ireo amin'ny tànany, ka tsy miady aminy, na maka ny volany amin'ny fomba tsy ara-dalàna, na izay mitovy amin'izany. Ny mpifindra monina dia ny olona mandao izay noraran'Allah Tsitoha.
...:
Ny fahafenoan'ny finoana dia tsy ho tanteraka eo amin'ny olona iray raha tsy amin'ny tsy fahavoazana ratsy hafa, na ara-materialy izany na ara-moraly.
Voatonona manokana ny lela sy ny tànana eto; noho ny fahadisoany sy ny fahasimbany maro aterany, satria ny ankamaroan'ny faharatsiana dia mipoitra avy amin'izy roa.
Famporosina ny olona hiala amin’ny fahotana sy hifikitra amin’izay nandidian’Allah Tsitoha.
Ny mpino silamo tsara indrindra dia izay manatanteraka ny zon'Allah Tsitoha sy ny zon'ny mpino silamo.
Ny fanaovana ratsy dia mety miseho amin'ny teny na amin'ny fihetsika.
Ny fifindra-monina feno sy tena izy dia ny fialana amin’izay nandraran’Allah Tsitoha.
Sahìh Al-Bokhari (1/ 11) (10).
Sahìh Moslim (1/ 65) (40).
Ny Fanampiny (6)
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (1/ 236).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (2/ 511).
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (1/ 306).
Cited in books
16 BooksNy Fanampiny (16)
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«المُسْلِمُ: مَنْ سَلِمَ المُسْلِمُوْنَ مِنْ لِسَانِهِ وَيَدِهِ، وَالمُهَاجِرُ مَنْ هَجَرَ مَا نَهَى اللهُ عَنْهُ»
- المناهج التعليمية - الصف الخامسالمناهج التعليمية - الصف الخامس - التوحيد«المُهَاجِرُ مَنْ هَجَرَ مَا نَهَى اللَّهُ عَنْهُ»[30].
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 1 «المهاجر من هجر ما نهىٰ الله عَنْهُ»
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 2«الْمُسْلِمُ مَنْ سَلِمَ الْمُسْلِمُونَ مِنْ لِسَانِهِ وَيَدِهِ، وَالْمُهَاجِرُ مَنْ هَجَرَ مَا نَهَىٰ اللهُ عَنْهُ».
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 7«مَنْ سَلمَ المُسْلمُون من لسَانهِ وَيَدهِ».
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 7«المُسْلمُ مَنْ سلمَ المُسْلمُون منْ لسَانِهِ وَيَدِهِ، والمُهَاجرُ مَنْ هَجَرَ ما نَهَىٰ اللهُ عَنْهُ».
- فضل الإسلام{ المسلم من سلم المسلمون من لسانه ويده } [9].
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«المُسْلِمُ مَنْ سَلِمَ المُسْلِمُونَ مِنْ لِسَانِهِ وَيَدِهِ»[93].
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (3)، والسيرة النبوية (3)التربية الإٍسلامية -3- «المُسْلِمُ مَنْ سَلِمَ المُسْلِمُونَ مِنْ لِسَانِهِ وَيَدِهِ».
- مشروع المنهج التعليميمادة الحديث مستوى 1«مَنْ سَلِمَ المسلمونَ مِنْ لِسانِهِ ويَدِهِ»
- مشروع المنهج التعليميمادة الحديث مستوى 1«مَنْ سَلِمَ المسلمونَ مِنْ لِسانِهِ ويَدِهِ».
- مشروع المنهج التعليميمادة الحديث مستوى 1«مَنْ سَلِمَ المسلمونَ مِنْ لِسانِهِ ويَدِهِ»
- مشروع المنهج التعليميمادة الدعوة«مَنْ سَلِمَ المسلمونَ مِنْ لِسانِهِ ويَدِهِ»
- نبراس طالب (1)1«الْمُسْلِمُ مَنْ سَلِمَ الْمُسْلِمُونَ مِنْ لِسَانِهِ وَيَدِهِ»
- نبراس طالب (1)1«الْمُسْلِمُ مَنْ سَلِمَ الْمُسْلِمُونَ مِنْ لِسَانِهِ وَيَدِهِ»
- نبراس طالب (3)نبراس طالب 3«الْمُسْلِمُ مَنْ سَلِمَ الْمُسْلِمُونَ مِنْ لِسَانِهِ وَيَدِهِ»