Nisy lehilahy iray nanontany an'ny Mpaminany (S.A.W) hoe : Aiza amin'ireo fanompoana ao amin'ny finoana Islam no tsara indrindra? Hoy izy namaly hoe : “Mampisakafo olona, ary miarahaba an’izay fantatrao sy izay tsy fantatrao.”
Tatitra azo avy tamin'i Abdillah bin Amro (R.A) niteny izy :
Nisy lehilahy iray nanontany an'ny Mpaminany (S.A.W) hoe : Aiza amin'ireo fanompoana ao amin'ny finoana Islam no tsara indrindra? Hoy izy namaly hoe : “Mampisakafo olona, ary miarahaba an’izay fantatrao sy izay tsy fantatrao.”
أَنَّ رَجُلًا سَأَلَ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ: أَيُّ الإِسْلاَمِ خَيْرٌ؟ قَالَ: «تُطْعِمُ الطَّعَامَ، وَتَقْرَأُ السَّلاَمَ عَلَى مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لَمْ تَعْرِفْ».
Nanontaniana ny Mpaminany (S.A.W) hoe : Karazan-javatra inona ao amin'ny finoana silamo no tsara indrindra? Nanonona karazan-javatra roa izy : Ny voalohany : Ny fanomezana sakafo betsaka ny mahantra, tafiditra ao anatin'izany ny fanampiana sy fanomezana ary fampiantranoana sy fanasam-be, ary tena tsara amin'ny fampisakafona dia amin’ny fotoan’ny mosary sy ny fiakaran'ny vidin'entana. Ny faharoa : Fiarahabana ny mpino silamo rehetra, na fantatrao na tsia.
...:
Fiezahan'ireo mpanaradia ny hahafantatra ireo toetra mahasoa eto an-tany sy ny any ankoatra.
Ny fiarahabana sy ny fampisakafoanana dia anisan'ny asa tsara indrindra amin'ny finoana silamo ; Noho ny hatsarany sy ny filan’ny olona azy amin’ny fotoana rehetra.
Mitambatra amin'io karazany roa io ny fanasoavana amin'ny teny sy fihetsika, ary izany no fanasoavana feno indrindra.
Io karazany iray io dia mifandraika eo amin'ny fifandraisan'ny samy mpino silamo , ary misy karazany hafa ifandraisan'ny mpanompo amin'ny Tompony.
Ny fanombohana ny fiarahabana dia natokana ho amin'ny samy silamo, ka tsy mety ny miarahaba aloha ny tsy mpino.
Sahìh Al-Bokhari (1/ 12) (12).
Sahìh Moslim (1/ 65) (39).
Ny Fanampiny (4)
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (1/ 604).
مرقاة المفاتيح شرح مشكاة المصابيح.
لعلي القاري (7/ 2936).
Cited in books
15 BooksNy Fanampiny (14)
- الحديث زاد 4الحديث 4«تُطْعِمُ الطَّعامَ وَتَقْرَأُ السَّلامَ على مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لَمْ تَعْرِفْ».
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"تُطِعم الطعام، وتقرأُ السلام على من عرفت ومن لم تعرف" .
- تحفة الأخيار تحفة الأخيار (ببيان جملة نافعة مما ورد في الكتاب والسنة من الأدعية والأذكار)«تُطْعِمُ الطَّعَامَ، وَتَقْرَأُ السَّلَامَ عَلَى مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لَمْ تَعْرِفْ» [90]
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«تُطْعِمُ الطَّعَامَ، وَتَقْرأُ السَّلَامَ عَلَى مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لَمْ تَعْرِفْ»[272].
- رسالة موجزة عن الإسلام كما جاء في القرآن الكريم والسنة النبوية (مشتملة على الأدلة)رِسَالَةٌُ مُوجَزَةٌُ عَنِ الْإِسْلَامِ كَمَا جَاءَ فِي الْقُرْآنِ الْكَرِيمِ وَالسَّنَةِ النَّبَوِيَّة-مشتملة على الأدلة -للحرمين-«تُطْعِمُ الطَّعَامَ، وَتَقْرَأُ السَّلاَمَ عَلَى مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لَمْ تَعْرِفْ» [54].
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 3« تُطْعِمُ الطَّعَامَ، وَتَقْرَأُ السَّلامَ عَلىٰ مَنْ عَرَفتَ وَمَن لَمْ تَعْرِفْ ».
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«تُطْعِمُ الطَّعَامَ، وَتَقْرَأُ السَّلامَ عَلىٰ مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لَمْ تَعْرِفْ».
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«تُطْعِمُ الطَّعَامَ، وَتَقْرَأُ السَّلَامَ عَلَى مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لَمْ تَعْرِفْ»[131].
- مشروع المنهج التعليميمادة الحديث مستوى 1«تُطْعِمُ الطّعامَ، وَتَقْرَأُ السّلامَ عَلَى مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لم تَعْرِفْ»
- مشروع المنهج التعليميمادة الحديث مستوى 1«وَتَقْرَأُ السّلامَ عَلَى مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لم تَعْرِفْ»
- مشروع المنهج التعليميمادة الدعوة«وَتَقْرَأُ السّلامَ عَلَى مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لم تَعْرِفْ»
- نبراس طالب (2)نبراس طالب (2) «تُطْعِمُ الطَّعَامَ، وَتَقْرَأُ السَّلاَمَ عَلَى مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لَمْ تَعْرِفْ»
- نبراس طالب (2)نبراس طالب (2) «تُطْعِمُ الطَّعَامَ، وَتَقْرَأُ السَّلاَمَ عَلَى مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لَمْ تَعْرِفْ»
- نبراس طالب (2)نبراس طالب (2) «تُطْعِمُ الطَّعَامَ، وَتَقْرَأُ السَّلاَمَ عَلَى مَنْ عَرَفْتَ وَمَنْ لَمْ تَعْرِفْ».