"Fahombiazana ho an'izay niditra amin'ny finoana silamo, ary nomena anjara ampy azy ary afa-po amin'izay nomen'I Allah azy."
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Amro Ibn Al-Asi (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Fahombiazana ho an'izay niditra amin'ny finoana silamo, ary nomena anjara ampy azy ary afa-po amin'izay nomen'I Allah azy."
«قَدْ أَفْلَحَ مَن أَسْلَمَ، وَرُزِقَ كَفَافًا، وَقَنَّعَهُ اللَّهُ بما آتَاهُ».
Nazavain'ny Mpaminany (S.A.W) mazava tsara fa nandresy sy nahomby izay nanaiky ny Tompony ary notarihina nanaraka ny finoana silamo, ary nomena izay anjara madio araka izay ilainy, tsy misy fanampiny na fanesorana, ary nataon’I Allah ho resy lahatra sy afa-po tamin’izay nomeny azy.
Ny fahasambaran’ny olona iray dia miankina amin’ny fahatanterahan’ny fivavahany, ny fahampian'ny anjarany ary ny fahafaham-po amin’izay nomen’I Allah azy.
Famporisihana hiaina amin'izay nomena anao eto an-tany miaraka amin'ny finoana Silamo sy ny Sonnah.
Sahìh Moslim (2/ 730) (1054).
Ny Fanampiny (6)
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (1/ 447).
فيض القدير شرح الجامع الصغير.
للمناوي (4/ 508).
تحفة الأحوذي بشرح جامع الترمذي.
لأبي العلا المباركفوري (7/ 11).
Cited in books
11 BooksNy Fanampiny (11)
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«قَدْ أَفْلَحَ مَنْ أَسْلَمَ، وَرُزِقَ كَفَافًا، وَقَنَّعَهُ اللهُ بِمَا آتَاهُ»
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“قد أفلح من أسلم، ورزق كفافا، وقنعه الله بما آتاه”.
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 3«قَدْ أَفْلَحَ مَنْ أَسلَمَ، وَرُزِقَ كَفَافاً، وَقَنَّعَهُ الله بما آتاهُ».
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الثانية«قَدْ أَفْلَحَ مَنْ أَسْلَمَ، وَرُزِقَ كَفَافًا، وَقَنَّعَهُ اللَّهُ بِمَا آتَاهُ» [13].
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الثانية«قَدْ أَفْلَحَ مَنْ أَسْلَمَ، وَرُزِقَ كَفَافًا، وَقَنَّعَهُ اللَّهُ بِمَا آتَاهُ» [87].
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الرابعة«قَدْ أَفْلَحَ مَنْ أَسْلَمَ، وَرُزِقَ كَفَافًا، وَقَنَّعَهُ اللَّهُ بِمَا آتَاهُ»[107].
- مجموعة زاد الحديث(2)1«قَدْ أَفْلَحَ مَنْ أَسْلَمَ، وَرُزِقَ كَفَافًا، وَقَنَّعَهُ الله بِمَا آتَاهُ».
- مشروع منهاج زادكزادك 3 طالب نهائي«قَدْ أَفْلَحَ مَنْ أَسْلَمَ، وَرُزِقَ كَفَافًا، وَقَنَّعَهُ اللهُ بِمَا آتَاهُ»
- نبراس طالب (1)1«قَدْ أَفْلَحَ مَنْ أَسْلَمَ، وَرُزِقَ كَفَافًا، وَقَنَّعَهُ اللهُ بِمَا آتَاهُ».
- نبراس طالب (4)1«قَدْ أَفْلَحَ مَنْ أَسْلَمَ، وَرُزِقَ كَفَافًا، وَقَنَّعَهُ اللهُ بِمَا آتَاهُ»
- نبراس طالب (4)1«قَدْ أَفْلَحَ مَنْ أَسْلَمَ، وَرُزِقَ كَفَافًا، وَقَنَّعَهُ اللهُ بِمَا آتَاهُ».