“Tsy ho tena mpino ny iray aminareo raha tsy efa mankatia ahy mihoatra ny rainy sy ny zanany ary ny olombelona rehetra.”
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Tsy ho tena mpino ny iray aminareo raha tsy efa mankatia ahy mihoatra ny rainy sy ny zanany ary ny olombelona rehetra.”
«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ وَوَلَدِهِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ».
Mampahafantatra atsika i Mpaminany (S.A.W) fa tsy feno ny finoan'ny mpino iray raha tsy ny fitiavany ilay irak'Allah no laharam-pahamehana noho ny fitiavany ny reniny, ny rainy, ny zanany lahy, zanany vavy, ary ny olona rehetra, ary izany fitiavana izany dia mitaky ny fankatoavana azy sy ny fanohanana azy ary ny fialàna amin’ny fikomiana azy.
...:
Voadidy isika mitia ny irak'Allah (S.A.W), ary natao ho laharam-pahamehana ny fitiavana azy manoloana ny zavaboary rehetra.
Ny mariky ny fitiavana feno sy tonga lafatra dia : ny fanohanana ny Sunnah na ny fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W), ary ny fanaovana sorona ny aina sy ny harena ho amin'izany.
Ny fitiavana ny irak'Allah dia mitaky ny fankatoavana azy amin'izay didy nomeny, ny finoana izay lazainy, ny fialana amin'ny zavatra norarany sy noteneniny, ny fanarahana azy ary ny fialana amin'ny hevi-diso sy ny forona.
Ny zon'ny Mpaminany (S.A.W) dia lehibe sy azo antoka kokoa noho ny an'ny olona rehetra. Satria izany no antony nitarika antsika amin'ny fahitsiana ary niala amin'ny fahaverezana, namonjy antsika niala tamin'ny Afobe, ary hahazoantsika ny Paradisa.
Sahìh Al-Bokhari (1/ 12) (15).
Sahìh Moslim (1/ 67) (44).
Ny Fanampiny (7)
فتح الباري لابن رجب (1/ 48).
الجديد في شرح كتاب التوحيد.
للقرعاوي (ص281).
الملخص في شرح كتاب التوحيد.
للفوزان (ص252).
القول المفيد على كتاب التوحيد.
لابن عثيمين (2/ 50).
Cited in books
16 BooksNy Fanampiny (16)
- التوحيد في ضوء عقيدة الإمام الشافعي رحمه الله ونصوصه ومروياته"لا يؤمن أحدكم حتى أكون أحب إليه من ولده ووالده والناس أجمعين". ([136])
- المناهج التعليمية - الصف السادسالمناهج الدراسية - الحديث - الصف السادس - الفصل الأول «لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ، وَوَلَدِهِ، وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ»
- خذ عقيدتك من الكتاب والسنة الصحيحة«لا يؤمن أحدكم حتى أكون أحب إليه من والده وولده والناس أجمعين»
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ، وَوَلَدِهِ، وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ»[73].
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ وَوَلَدِهِ، وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ»[83].
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«وَالَّذِي نَفْسِي بِيَدِهِ، لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ وَوَلَدِهِ»[195].
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (1)، والسيرة النبوبة (1)، والعقيدة (1)، والفقه (1)2«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ وَوَلَدِهِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ»
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (2)1«والذي نفسي بيده، لا يؤمنُ أحدكم حتى أكون أحبَّ إليه من والدِهِ وولده والناسِ أجمعين»
- مشروع المنهج التعليميمادة التوحيد مستوى 1«لاَ يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ وَوَلَدِهِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ»
- مشروع منهاج زادكزادك 3 طالب نهائي«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ وَوَلَدِهِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ»
- مشروع منهاج زادكزادك 3 طالب نهائي«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ وَوَلَدِهِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ».
- موسوعة الإيمان«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَلَدِهِ وَوَالِدِهِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِيْنَ».
- موسوعة الإيمان«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ، حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ وَوَلَدِهِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ».
- موسوعة الإيمان«فَوَ الَّذِي نَفْسِي بِيَدِهِ، لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ وَوَلَدِهِ».
- نبراس طالب (1)1«لاَ يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ وَوَلَدِهِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ»
- نبراس طالب (3)نبراس طالب 3«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَلَدِهِ وَوَالِدِهِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ»