“Didio hivavaka ny zanakareo rehefa feno fito taona, ary kapohy izy raha vao folo taona, ary saraho eo am-pandriany izy ireo”.
Tatitra azo avy tamin'i Amro bin Shoaib, azony tamin'ny rainy sy raibeny niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Didio hivavaka ny zanakareo rehefa feno fito taona, ary kapohy izy raha vao folo taona, ary saraho eo am-pandriany izy ireo”.
«مُرُوا أولادكمِ بالصلاةِ وهم أبناءُ سبعِ سِنينَ، واضرِبوهم عليها وهم أبناءُ عَشرٍ، وفرِّقوا بينهم في المَضاجِعِ».
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny ray dia tsy maintsy mandidy ny zanany - lahy sy vavy - hivavaka rehefa feno fito taona, ary hampianatra azy ireo izay fahalalana ilainy amin'izany. Rehefa feno folo taona izy ireo, dia nitombo ny raharaha momba izany, ary kapohina izy noho ny tsy fanatanterahany izany, ary sarahina izy ireo eo am-pandriana.
...:
Fampianarana ireo ankizy momba ny finoana mialohan'ny ho tonga taona, ary anisan'ny tena zava-dehibe amin'izany ny Soalat.
Famaizana fa tsy fampijaliana no hikapohina azy ireo ka tokony ho kapohina amin’ny fomba sahaza ny tenany.
Ny lalàna (sharia) dia mifantoka amin'ny fitandroana ny voninahitra, ary manampona ny làlana rehetra mety hitarika amin'ny fahasimbana.
Sonan Abo Daòd (1/ 367) (495.
496).
Ny Fanampiny (4)
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
مجموعة من الباحثين (1/ 299).
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (1/ 382).
Cited in books
8 BooksNy Fanampiny (8)
- الخطب المنبريةموسوعة الخطب المنبرية (القسم الثالث)«مُرُوا أَبْنَاءَكُمْ بِالصَّلَاةِ وَهُمْ أَبْنَاءُ سَبْعِ سِنِينَ، وَاضْرِبُوهُمْ عَلَيْهَا وَهُمْ أَبْنَاءُ عَشْرِ سِنِينَ»؛
- رسالة موجزة عن الإسلام كما جاء في القرآن الكريم والسنة النبوية (مشتملة على الأدلة)رِسَالَةٌُ مُوجَزَةٌُ عَنِ الْإِسْلَامِ كَمَا جَاءَ فِي الْقُرْآنِ الْكَرِيمِ وَالسَّنَةِ النَّبَوِيَّة-مشتملة على الأدلة -للحرمين-«مُرُوا أَوْلَادَكُم بِالصَّلاةِ وَهُمْ أَبنَاءُ سَبْعِ سِنِينَ» [34].
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 2«مُرُوا أَوْلادَكُمْ بالصَّلاةِ وَهُمْ أَبْنَاءُ سَبْعِ سِنِينَ، وَاضْرِبُوهُمْ عَلَيْهَا وَهُمْ أَبْنَاءُ عَشْرٍ، وَفَرِّقُوا بَيْنَهُمْ في المَضَاجِعِ».
- قاموس الكبائر موسوعة الكبائر - المجموعة الأولى«مُرُوا أَوْلَادَكُمْ بِالصَّلَاةِ وَهُمْ أَبْنَاءُ سَبْعِ سِنِينَ، وَاضْرِبُوهُمْ عَلَيْهَا وَهُمْ أَبْنَاءُ عَشْرٍ» [69].
- قاموس الكبائر موسوعة الكبائر - المجموعة الأولى«مُرُوا أَوْلَادَكُمْ بِالصَّلَاةِ وَهُمْ أَبْنَاءُ سَبْعِ سِنِينَ، وَاضْرِبُوهُمْ عَلَيْهَا وَهُمْ أَبْنَاءُ عَشْرٍ، وَفَرِّقُوا بَيْنَهُمْ فِي المَضَاجِعِ» [173].
- قاموس الكبائر«مُرُوا أَوْلَادَكُمْ بِالصَّلَاةِ وَهُمْ أَبْنَاءُ سَبْعِ سِنِينَ، وَاضْرِبُوهُمْ عَلَيْهَا وَهُمْ أَبْنَاءُ عَشْرٍ» [69].
- قاموس الكبائر«مُرُوا أَوْلَادَكُمْ بِالصَّلَاةِ وَهُمْ أَبْنَاءُ سَبْعِ سِنِينَ، وَاضْرِبُوهُمْ عَلَيْهَا وَهُمْ أَبْنَاءُ عَشْرٍ، وَفَرِّقُوا بَيْنَهُمْ فِي المَضَاجِعِ» [173].
- مشروع منهاج زادكزادك 2 طالب نهائي«مُرُوا أَوْلَادَكُمْ بِالصَّلَاةِ وَهُمْ أَبْنَاءُ سَبْعِ سِنِينَ، وَاضْرِبُوهُمْ عَلَيْهَا وَهُمْ أَبْنَاءُ عَشْرٍ، وَفَرِّقُوا بَيْنَهُمْ فِي الْمَضَاجِعِ»