"Izay mankany amin’ny mpisikidy ka manontany azy ny amin’ny zavatra iray, dia tsy ho voaray ny vavaka Swalat izay nataony mandritra ny efapolo alina”.
Tatitra azo avy tamin'ireo vadin'ny Mpaminany (S.A.W) sasany, niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Izay mankany amin’ny mpisikidy ka manontany azy ny amin’ny zavatra iray, dia tsy ho voaray ny vavaka Swalat izay nataony mandritra ny efapolo alina”.
«مَنْ أَتَى عَرَّافًا فَسَأَلَهُ عَنْ شَيْءٍ لَمْ تُقْبَلْ لَهُ صَلَاةٌ أَرْبَعِينَ لَيْلَةً».
Mampitandrina i Mpaminany (S.AW) amin'ny fandehanana any amin'ny mpisikidy - izy io dia anarana ankapoben'ny mpisikidy, mpanandro, mpimasy, sy ny toy izany, izay milaza ny fahalalana ny tsy hita maso amin'ny alàlan'ny zavatra ampiasainy -, ary na dia ny fanontaniany fotsiny momba ny zavatra tsy hita dia hahatonga an'Allah hanaisotra azy amin'ny valisoan'ny vavaka nataony nandritra ny efapolo andro. Izany no saziny vokatr'io fahotana lehibe io.
...:
Fandrarana ny fanaovana sikidy, ny fandehanana any amin’ny mpisikidy ary manontany azy ireo ny amin’ny zava-mitranga tsy hita maso.
Mety tsy hahazo valisoa amin’ny fankatoavana ny olona iray ho saziny tamin'ny fahotana nataony.
Tafiditra amin'izany avokoa ny toninandro sy ny fijerena azy, ary ny famakiana felatanana sy kaopy - na dia ho fampahafantarana fotsiny aza - dia tafiditra ao anatin'ny hadith. Satria izany rehetra izany dia ampahany amin'ny faminaniana sy ny fitakiana fahalalana ny tsy hita maso.
Raha izany no sazin'ireo mpandeha amin’ny mpisikidy, dia mba ahoana ny sazin'ny mpisikidy?
Ny vavaka Swalat mandritra ny efapolo andro dia manan-kery ary tsy voatery ho soloina, saingy tsy misy valisoa ho azy.
Sahìh Moslim (4/ 1751) (2230).
Mosnad Ahmad (27/ 197) (16638).
Ny Fanampiny (4)
الجديد في شرح كتاب التوحيد.
للقرعاوي (ص238).
الملخص في شرح كتاب التوحيد.
للفوزان (ص213).
Cited in books
12 BooksNy Fanampiny (12)
- التوحيد في ضوء عقيدة الإمام الشافعي رحمه الله ونصوصه ومروياته"من أتى عرافا فسأله عن شيء فصدقه، لم تقبل له صلاة أربعين يوما".([125])
- الصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهمالصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهم«مَنْ أَتَى عَرَّافًا فَسَأَلَهُ عَنْ شَيْءٍ، لَمْ تُقْبَلْ لَهُ صَلَاةٌ أَرْبَعِينَ لَيْلَةً»[410].
- الصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهم«مَنْ أَتَى عَرَّافًا فَسَأَلَهُ عَنْ شَيْءٍ، لَمْ تُقْبَلْ لَهُ صَلَاةٌ أَرْبَعِينَ لَيْلَةً»[410].
- حكم السحر والكهانة(من أتى عرَّافاً فسأله عن شيء لم تقبل له صلاة أربعين يوماً)
- حكم السحر والكهانة(من أتى عرافاً فسأله عن شيء لم تقبل له صلاة أربعين ليلة)
- حكم السحر والكهانة(من أتى عرافاً فسأله عن شيء لم تقبل له صلاة أربعين يوماً)،
- حكم السحر والكهانة(من أتى عرافاً فسأله عن شيء لم تقبل له صلاة أربعين ليلة)
- عقيدة الأئمة الأربعة«مَنْ أَتَى عَرَّافًا فَسَأَلَهُ عَنْ شَيْءٍ، لَمْ تُقْبَلْ لَهُ صَلَاةٌ أَرْبَعِينَ لَيْلَةً»
- قاموس الكبائر موسوعة الكبائر - المجموعة الأولى«مَنْ أَتَى عَرَّافًا فَسَأَلَهُ عَنْ شَيْءٍ لَمْ تُقْبَلْ لَهُ صَلَاةٌ أَرْبَعِينَ لَيْلَةً» [146].
- قاموس الكبائر«مَنْ أَتَى عَرَّافًا فَسَأَلَهُ عَنْ شَيْءٍ لَمْ تُقْبَلْ لَهُ صَلَاةٌ أَرْبَعِينَ لَيْلَةً» [146].
- محرمات استهان بها كثير من الناسمن أتى عرافا فسأله عن شئ لم تقبل له صلاة أربعين ليلة
- مختصر نظـرات حول اضطرابات النفس وعلاجها من منظور شرعي(من أتى عرافاً فسأله عن شيء لم تقبل منه صلاة أربعين ليلة).