Izay namela tsy nanao Swalat Asri dia ho zava-poana ny asa fanoampoana vitany".
Tatitra azo avy tamin'i Bourayda (R.A) niteny hoe :
Afaingano ny Swalat Asri, Satria i Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Izay namela tsy nanao Swalat Asri dia ho zava-poana ny asa fanoampoana vitany".
بَكِّرُوا بِصَلَاةِ الْعَصْرِ، فَإِنَّ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ: «مَنْ تَرَكَ صَلَاةَ الْعَصْرِ فَقَدْ حَبِطَ عَمَلُهُ».
Nampitandrina i Mpaminany (S.A.W) amin'ny fanemorana ny Soalat Asri amin'ny fotoanany ka minia manatara izany, ary izay manao izany dia tsy manan-kery ary simba sy rava ny asa soa vitany.
...:
Famporisina amin'ny fifikirana ny fanaovana Swalat Asri amin'ny voaloham-potoana sy ny fiazakazana amin'izany.
Ny fandrahonana mafy ho an'izay manao tsirambina ny vavaka tolakandro (Swalat Asri) sy ny tsy fanaovana azy amin'ny fotoana mahamety azy dia lehibe noho ny tsy fanaovana vavaka hafa, satria io no vavaka afovoany voafaritra manokana ao amin'ny bokin'i Allah ilay Tsitoha: (Aoka ianareo hitandro mandrakariva ireo vavaka fanompoana Swalat, indrindra ny vavaka fanompoana afovoany) [Al-Baqarah: 238].
Sahìh Al-Bokhari (1/ 115) (553).
Mosnad Ahmad (38/ 152) (23045).
Ny Fanampiny (9)
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (5/ 56).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمصطفى الخِن وغيره (2/ 777).
فيض القدير شرح الجامع الصغير (3/ 206).
بهجة الناظرين.
لسليم الهلالي (2/ 260).
تطريز رياض الصالحين.
لفيصل آل مبارك (ص614).
Cited in books
7 BooksNy Fanampiny (7)
- الصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهمالصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهم«مَنْ تَرَكَ صَلاَةَ العَصْرِ فَقَدْ حَبِطَ عَمَلُهُ»[358].
- الصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهم«مَنْ تَرَكَ صَلَاةَ العَصْرِ فَقَدْ حَبِطَ عَمَلُهُ»[358].
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«مَنْ تَرَكَ صَلاة العَصْر فَقَدْ حَبطَ عملُهُ».
- قاموس الكبائر موسوعة الكبائر - المجموعة الأولى«مَنْ تَرَكَ صَلَاةَ الْعَصْرِ فَقَدْ حَبِطَ عَمَلُهُ» [10].
- قاموس الكبائر«مَنْ تَرَكَ صَلَاةَ الْعَصْرِ فَقَدْ حَبِطَ عَمَلُهُ» [10].
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الرابعة«مَنْ تَرَكَ صَلَاةَ الْعَصْرِ فَقَدْ حَبِطَ عَمَلُهُ»[51].
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (1)، والسيرة النبوبة (1)، والعقيدة (1)، والفقه (1)مجموعة زاد الفقه (1)«من ترك صلاة العصر فقد حبط عمله»