aza avela mihitsy isaky aorian'ny vavaka ny miteny hoe : "Allahoumma Aainni Alaa-Zikrika Wa shokrika Wahosni ibadatika".
Tatitra azo avy tamin'i Moaz bin Jabal (R.A) niteny hoe :
Noraisin'i Irak'Allah (S.A.W) tamin'ny tànany aho ary niteny izy hoe : "Ry Moaz, mianiana amin'I Allah aho fa tena tiako ianao", avy eo dia niteny hoe : Mametraka hafatra aminao aho ry Moaz aza avela mihitsy isaky aorian'ny vavaka ny miteny hoe : "Allahoumma Aainni Alaa-Zikrika Wa shokrika Wahosni ibadatika".
أَنَّ رَسُولَ صَلَّى عَلَيْهِ وَسَلَّمَ أَخَذَ بِيَدِهِ، وَقَالَ: «يَا مُعَاذُ، وَاللَّهِ إِنِّي لَأُحِبُّكَ»، فَقَالَ: «أُوصِيكَ يَا مُعَاذُ لَا تَدَعَنَّ فِي دُبُرِ كُلِّ صَلَاةٍ تَقُولُ: اللَّهُمَّ أَعِنِّي عَلَى ذِكْرِكَ وَشُكْرِكَ وَحُسْنِ عِبَادَتِكَ».
Noraisin'ny Mpaminany (S.A.W) ny tànan'i Moaz (R.A) ary niteny taminy izy hoe : Mianiana amin'I Allah aho fa tena tiako ianao, ary manoro hevitra anao aho, ry Moaz, mba tsy hitsahatra ny hiteny amin'ny faran'ny vavaka rehetra ny hoe : (Allahoumma Ainni Alaa Zikrika) - izay midika hoe : Allah ô! Ampio aho hahatsiaro Anao - amin’ny teny sy ny asa rehetra izay mampanakaiky ahy amin’ny fankatoavana. (Wa shokrika) -izay midika hoe: ary fisaorana Anao- noho ny fahazoana fahasoavana sy ny fiarovanao amin'ny valifaty, (Wa hosni ibadatika) -izay midika hoe: ary mpanomponao mendrika- amin’ny fahahadiovam-po amin’I Allah sy ny fanarahana ny Mpaminany (S.A.W).
Azo atao ny milaza amin’ny olona ny fitiavany azy noho ny tompo Allah.
Tsara ny manao izany Doan izany aorian’ny vavaka tsy maintsy atao sy ny an-tsitrapo.
Ny Doan amin’ireo teny vitsy ireo dia maha tanteraka ny ilaina eto an-tany sy ny any ankoatra.
Anisan’ny soa azo avy amin’ny fifankatiavana noho ny tompo Allah dia ny fafanorohana hevitra amin'ny fahamarinana, ny fifanomezan-tànana, ary ny fiaraha-miasa amin’ny tsara sy ny fatahorana an'I Allah.
Nilaza i At-Twayibi : Ny fahatsiarovana an'I Allah no fiandohan'ny fisokafan'ny fo, ary ny fisaorana Azy no fomba ahazoana fitahiana, ary ny tena vavaka tsara izay takiana dia ny mba hialana amin'izay mampiala azy amin'I Allah Ilay Tsitoha.
Sonan Abo Daòd (2/ 630) (1522).
Sonan An-Nasàì (3/ 53) (1303).
Mosnad Ahmad (36/ 429) (22119).
Ny Fanampiny (10)
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (1/ 450).
تطريز رياض الصالحين.
لفيصل آل مبارك (ص259).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (3/ 264).
كنوز رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (6/ 284).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (1/ 353).
Cited in books
9 BooksNy Fanampiny (9)
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"اللهم أعني على ذكرك وشكرك وحسن عبادتك".
- الصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهمالصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهم«يَا مُعَاذُ، وَاللَّهِ إِنِّي لَأُحِبُّكَ، وَاللَّهِ إِنِّي لَأُحِبُّكَ»، فَقَالَ: «أُوصِيكَ يَا مُعَاذُ لَا تَدَعَنَّ فِي دُبُرِ كُلِّ صَلَاةٍ» تَقُولُ: «اللَّهُمَّ أَعِنِّي عَلَى ذِكْرِكَ، وَشُكْرِكَ، وَحُسْنِ عِبَادَتِكَ»[71].
- الصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهم«يَا مُعَاذُ، وَاللَّهِ إِنِّي لَأُحِبُّكَ، وَاللَّهِ إِنِّي لَأُحِبُّكَ»، فَقَالَ: «أُوصِيكَ يَا مُعَاذُ لَا تَدَعَنَّ فِي دُبُرِ كُلِّ صَلَاةٍ» تَقُولُ: «اللَّهُمَّ أَعِنِّي عَلَى ذِكْرِكَ، وَشُكْرِكَ، وَحُسْنِ عِبَادَتِكَ»[71].
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«اللَّهُمَّ أَعِنِّي عَلَى ذِكْرِكَ وَشُكْرِكَ وَحُسْنِ عِبَادَتِكَ!»
- رسالة في الأذكار1«يَا مُعَاذُ، وَاللهِ إِنِّي لَأُحِبُّكَ، وَاللهِ إِنِّي لَأُحِبُّكَ، أُوصِيكَ يَا مُعَاذُ، لَا تَدَعَنَّ فِي دُبُرِ كُلِّ صَلَاةٍ تَقُولُ: اللَّهُمَّ أَعِنِّي عَلَى ذِكْرِكَ وَشُكْرِكَ وَحُسْنِ عِبَادَتِكَ».
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 2«يَا مُعَاذُ، واللهِ إنِّي لأُحِبُّكَ، ثُمَّ أُوصِيكَ يَا مُعَاذُ: لاَ تَدَعَنَّ في دُبُرِ كُلِّ صَلاةٍ تَقُولُ: اللَّهم أَعِنِّي عَلىٰ ذِكْرِكَ وَشُكْرِكَ، وَحُسْنِ عِبَادَتِكَ».
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 7«يا معاذُ، واللهِ إنِّي لأحبُّكَ» فَقَالَ: «أوصيكَ يا معاذُ؛ لا تَدَعَنَّ في دُبُرِ كلِّ صَلاةٍ تقولُ: اللّهم أعنِّي عَلَىٰ ذكرِكَ وشكرِكَ، وحُسنِ عبادَتِكَ».
- محاضرات تعظيم قدر الصلاةمحاضرات في تعظيم قدر الصلاة"اللهم أعني على ذكرك وشكرك وحسن عبادتك "[135]
- مشروع منهاج زادكزادك 1 طالب«اللَّهُمَّ أَعِنِّي عَلَى ذِكْرِكَ وَشُكْرِكَ وَحُسْنِ عِبَادَتِكَ».