"Eo anelanelan'ny Azan roa dia misy swalat avy eo izy dia niteny tamin'ny fahatelo manao hoe : "Ho an'izay mila izany".
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Moghaffal (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.W.A) manao hoe :
"Eo anelanelan'ny Azan roa dia misy swalat avy eo izy dia niteny tamin'ny fahatelo manao hoe : "Ho an'izay mila izany".
«بَيْنَ كُلِّ أَذَانَيْنِ صَلَاةٌ، بَيْنَ كُلِّ أَذَانَيْنِ صَلَاةٌ» ثُمَّ قَالَ فِي الثَّالِثَةِ: «لِمَنْ شَاءَ».
Nazavain'ny Mpaminany (S.A.W) fa eo anelanelan'ny Azany (antso) sy ny Ikama (fananganana swalat) dia misy vavaka an-tsitrapo, naveriny in-telo izany, ary nilaza izy tamin'ny fanintelony fa tsara kokoa izany ho an'izay te hivavaka.
Tsara ny mivavaka eo anelanelan'ny Azan sy ny ikama.
Fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W) ny famerimberenana ny teny lazainy, mba hihainoana sy hanamafisana ny maha-zava-dehibe ny zavatra nolazainy.
Ny tiana ho lazaina amin'ny antso roa : ny antso ho amin'ny vavaka (Azan) sy ny ikama, nomeny anarana izy roa hoe (antso roa) fampandresena fotsiny, toy ny fitenenana hoe: volana roa (ny masoandro sy ny volana) sy ny omar roa (Abo Bakr sy Omar).
Ny Azan dia fampahafantarana ny fahatongavan'ny fotoana, ary ny ikamah dia fampahafantarana fitsanganan'ny swalat.
Sahìh Al-Bokhari (1/ 128) (627).
Sahìh Moslim (1/ 573) (838).
Ny Fanampiny (2)
البحر المحيط الثجاج في شرح صحيح الإمام مسلم بن الحجاج (16/ 671).
النهاية في غريب الحديث والأثر (31).
Cited in books
3 BooksNy Fanampiny (3)
- المختصر المفيد للمؤذن والإمام والخطيب وأحكام المساجد«بَيْنَ كُلِّ أَذَانَيْنِ صَلَاةٌ، بَيْنَ كُلِّ أَذَانَيْنِ صَلَاةٌ»، ثُمَّ قَالَ فِي الثَّالِثَةِ: «لِمَنْ شَاءَ»
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«بَيْنَ كُلِّ أذانَيْنِ صَلاةٌ».
- مجموعة زاد الفقه (2)الفقه للمستوى الثاني ( مجموعة زاد )«بين كل أذانين صلاة، بين كل أذانين صلاة، وقال في الثالثة: لمن شاء».